![kalimah.top](https://kalimah.top/extra/logo.png)
vhf - hitako ka hizorako كلمات الأغنية
o ry tompo ray tsitoha
torotoro tokoa izany fo
raha mandinika ny momba anao
mibanjina ny hazo fijalianao
teo ny ranao no nalatsaka
fa ianao ilay mpanafaka
ho sorona hisolo ny helokay
hay ianao ilay zanaka iraky ny ray
ka miantso anao, miantso anao zahay
ianao ilay zanaka iraky ny ray
mba vonjeo ity taninay ity
fa feno olona mpanota sy mania
hatramin’izay ka hatramin’izao
raha ny ditra sy ny ota izay natao
angamba dia handositra ianao
kanefa ray ô ianao tsy mba nandao
mba omeo fo madio
ka ny lalanay jeso tariho
mba ho tody an-tranon-dray
fa ao ilay fonenana mandrakizay
ilaozako ny tsiron’ny tany
ny andon’ny lanitra manainga ahy ho any
efa namboarinao fitoeranay
anilanao ry ray ô tsy ferana
ka miantso anao, miantso anao izahay
ianao ilay zanaka iraky ny ray
midera anao midera anao zahay
ny haleben’ny fitiavanao tsy hay tsy hay
fa any ankoatra no misy soa
toa takona kanefa tena ao tokoa
mamiratra ilay voninahitra
natokana ho an’andriamanitra
كلمات أغنية عشوائية
- brian moon - gentleman’s touch كلمات الأغنية
- 6 dogs - wallabeez كلمات الأغنية
- arkadia - perder el tiempo كلمات الأغنية
- кляйн (klyain) - outro كلمات الأغنية
- atm curly - good mood كلمات الأغنية
- young threat - bad intentions كلمات الأغنية
- taleban dooda - self thoughts كلمات الأغنية
- toyan - pope in a di corner كلمات الأغنية
- zeniak - demonophobia كلمات الأغنية
- ゆくえしれずつれづれ (not secured, loose ends) - psycho-hi كلمات الأغنية