kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

vhf – efa ela كلمات اغاني

Loading...

efa ela (3) no niantso anao kristy

efa ela (2) fa ianao no niavona sy be siasia

efa ela (3) no niandry anao kristy

efa ela hatry ny ela niandry anao

miverena ry ondry nania

ny masony ny fijeriny

tsy miala isan’andro ao aminao

ny sandriny sy ny tanany

indro efa atsotrany entiny hanavotana anao

ireo ditra izay vita

mamelà ifonanay ry ray

tsy hita isa isa-minitra

raha any heloka vitanay hatrizay

mitalaho izahay anio mba fafao madio

ity loton-janakao ity

ity izahay tariho lalan-tsara fidio

hanantonana indray ny lapan’ny ray

ny masony ny fijeriny

tsy miala isan’andro ao aminao

ny sandriny sy ny tanany

indro efa atsotrany entiny hanavotana anao

mpanota manontona

dieny mbola miantso anao ny ray

fa raha izy no manadino anao

ho very ianao mandrakizay

ny masony ny fijeriny

tsy miala isan’andro ao aminao

ny sandriny sy ny tanany

indro efa atsotrany entiny hanavotana anao

كلمات أغنية عشوائية

اهم الاغاني لهذا الاسبوع

Loading...