
tovo j'hay - mbola hafa كلمات أغنية
Loading...
[couplet 1]
raha tantaraina izay ela izay
ny hatanorana nodiavinay
natao daholo izao rehetra izao
hanadinoana ny fisianao
olon_kafa fa tsy ianao
io no naka an_kery anao
tsy hasolo anao
mbola hafa ianao
[refrain]
tsy afaka an_doha
mafatifaty
mambabo fo
mbola hafa ianao
izaho tsy adala
fa sady tiako no tia ahy koa
[couplet 2]
hatreo angamba
hatreo tokoa
ireo adalana izay teo aloha
na efa maro izay vita izay
ka atsaharo sao fay
ianao ihany
ianao irery
tsy misy hafa
hafa an_koatra anao
fa ianao dia ianao
mbola hafa ianao
[refrain]
tsy afaka an_doha
mafatifaty
mambabo fo
mbola hafa ianao
izaho tsy adala
fa sady tiako no tia ahy koa
كلمات أغنية عشوائية
- e-40 - whip out كلمات أغنية
- beka ksh - nowy rok كلمات أغنية
- skyward story - hey! كلمات أغنية
- tony mane - im a martian كلمات أغنية
- adl - favela vive 2 (cypher) كلمات أغنية
- kl jay - guerreira كلمات أغنية
- zach boucher - today كلمات أغنية
- jeune loup - céline كلمات أغنية
- qbik - bezsilność كلمات أغنية
- judeu mc - informação precisa كلمات أغنية