kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

toulyo r. - za tsy jesosy كلمات أغنية

Loading...

[toulyo r.]

mi_représente ny bandy rêveur miaina ny réalité eto an_tanana
te ho tafa eto dago, tsy lasa raha tsy mpisolelaka
tsisy valeur no maro
nataoko ny bossy fa hatramin’izao tsy mety boss fa zany hoe efa faly aloha mama
mahita anah anatin’ny toge_ko mainty misento
mandinika ny any aoriana any

ilay mihaino ny hevitry ny hafa efa nialako
satria ny heri_tsaina amin’izao mihalafo
fa zay mpaka maro, na bobaka ny mpaneso
firy ny sakana tsy maintsy nialako
tompo ô, mifona indraindray mety tsy hino aho
fa akotran’ny tenako dia ianao no hatokisako be mihintsy
miha lehibe dia ny akama ko miha vitsy
tohizako ny lalako fa iza moa no hiandry ahy
izay tiako, no ataoko
fiaraha monina misintona ahy tsy hakany
nefa, tsy ahoako
tsy mitovy ny lojika entina miady
najaiko ny antanantohatra iny
tsisy tahotra, aza mba te ho ohatr’ahy
tena parfait ve ilay atao ohatra iny?
za zero limit dia iza no hahatohatra ahy
an?
tsy hiandry anao izahay fa hamboarinay ny anay
tsy voahozona ho anaty kizo izahay fa matoa tonga eto te hiaina mamy
rehefa tsy mahay miala any fa tsy mibodo seza manao fahatany
rehefa tsy mahay mamaly dia mangina fa tsy mbola be kabary be eo

tsy maintsy ho tafa na ta hiosom_bovoka
manao ny ratsy ela valiko
za tsy jesosy, ka hamela ny helokao
na iza hanameloka ahy
tsy hasarotina ny life, s/o melky
mahazaka matoa ialahy miditra fa tsy hoe miha mamay izay vao hoe za tsy izy

tsy maintsy ho tafa na ta hiosom_bovoka
manao ny ratsy ela valiko
za tsy jesosy, ka hamela ny helokao
na iza hanameloka ahy
tsy hasarotina ny life, s/o melky
mahazaka matoa ialahy miditra fa tsy hoe miha mamay izay vao hoe za tsy izy

[diibs]

impiry nandalo teo am_pototsofiko hoe torimaso, reps sy fahafatesana
tsika mitovy, te hiaina malalaka otrany rehefa mandeha tiblesy
mba te hi_depr ohatran’ny sasany nefa indrisy aho tsy manam_potoana
raha izaho ny adama tao saha edena tsy voafitak’i eva satria tsy tia paoma
na dia trop be aza hoy aho ny hamamoko, izaho tsy migarigany hanontanio rafotsy
dia am_pandeferiko ny toaka sy bex rehefa tsisy vola hividianana couche
miala tsiny fa tsy mifaninana aho
ho ento an’ialahy isany any izay amboara
tonga h_n_la aho fa tsy hiady laharana
akotran’izay koa izaho tonga hitantara hoe
mbola tsy vola ny valam_parihy
mbola ato an_tsaiko aho no manao an_kiletika
porofom_pitiavana hita amin’ny fihetsiko fa tsy hoe je t’aime be tsisy lesta
izaho izao raha hi_geste amin’ny rima_ko ohatran’izay ny ataoko hoe mamay
raha tianao ho tanteraka hoy aho izay iriana
diibs no ataovy solon’ny amen!

[toulyo r. & diibs]

tsy maintsy ho tafa na ta hiosom_bovoka
manao ny ratsy ela valiko
za tsy jesosy, ka hamela ny helokao
na iza hanameloka ahy
tsy hasarotina ny life, s/o melky
mahazaka matoa ialahy miditra fa tsy hoe miha mamay izay vao hoe za tsy izy

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...