kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

toulyo r. - cumbre alta (feat. h) كلمات أغنية

Loading...

[h]

mperce mangina amzay tsy mtapage
silencieux za ry n_ggaz amin’ny gety mtabasse
firako amin’ny antsy ialahy dia alaiko koa ny cash
birdeko ny merco, 120 amin’ny virage
za mi_dégât mihintsy ohatran’ny hoe zombie
apne zao ny flow za be respi
antsoy izaho hoe tyson manivatsiva vao mipetaka indray za de au tapis
ketrika ry zandry hazahoana ilay kichta
mila miady mafy ahitako ny peace
toulyo/h ty ry n_ggaz eny an_tampon’andringitra
ilay biff anie bro, mila feno amin’ny valise
mila tafa amin’ny vazo sa tsy izay moa ilay izy
tsy be kozy koa za fa ialahy mahalala azy
raha tsy hatoky tena ianao dia hatoky an’iza
au pays des merveilles za nefa tsy alice

eh mbola mila mtravy
tsy mila kivy fa mitraka dia courage mitady
efa betsaka ny dream anaty ny veau_cer
ze mitetika ny anakana de lero amin’ny cutеur
h ny meneur
tsisy casque fa anaty vaika aho mihaino hira
combragе ity ry zandry ity ny tanako hiakaro
zay cumbre alta tatahako ny écart
[toulyo r.]

hanakatra ny avo dia izay ny ahy ny tanjoko eh
tsisy tafa tsy mikiry, efa ainao zay
hatsembohany tava no hihinana kaly eh
miara miafy dia rdv eny amin’ny cumbre alta
hanakatra ny avo dia izay ny ahy ny tanjoko eh
tsisy tafa tsy mikiry, efa ainao zay
hatsembohany tava no hihinana kaly eh
miara miafy dia rdv eny amin’ny cumbre alta

mamiratra toy ny diavolana
tsy ny « noche » no hahasakana anay
concu fohanay otrany melia
c4d ny anaty vibes sao tsy ahy zany
izay mila mi_chill
izay milamin_tsaina fa mi_k!ll tampoka eny ihany
tsika tsy mitovy
tsy mi_dope fa mi_deal vibes eny ihany
ye
za tsy hitata fa aleo ny stat no hitantara azy (ye)
20_24, nouveau flow, eto no hahafaty azy
(ye)
c4d, bemasound, s/o ny équipe
s/o fah tsy adino
na maro aza ny olana voavaha
tsy niandry ny sasany aho tsy hiandry ny akotr’ahy
aza maniry ny hafa fa miezaha
izahay be faniriana ka miady
dia mihakara
ny écart tsy ataoko hahasakana ahy tsy hi_depa azy
androany aza gaga mahita anay mihetsara
fantaro
raha kiana tsy hahasimba anay izany batard
(eh)

hanakatra ny avo dia izay ny ahy ny tanjoko eh
tsisy tafa tsy mikiry, efa ainao zay
hatsembohany tava no hihinana kaly eh
miara miafy dia rdv eny amin’ny cumbre alta
hanakatra ny avo dia izay ny ahy ny tanjoko eh
tsisy tafa tsy mikiry, efa ainao zay
hatsembohany tava no hihinana kaly eh
miara miafy dia rdv eny amin’ny cumbre alta

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...