kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

toulyo r. - ainao zay, pt. 1 كلمات أغنية

Loading...

tsy maintsy hoe deux fois plus ny taff
zay tsy zanaka tafa
aleo mahasoa amzay ny resaka vo mitafatafa
tsisy dikany, mentalité misintona midina tsy aiko
marary be ve le mahita namana tafa
manao fangalam_pery zay sy ny fandresena atreto
faniriko haka saina lavitra ny 67
nefa hatreto mbola eto ihany tsy miova ny tarigetra
na ela maty manambola na ela maty ny fitadiavana azy
peace no ilaiko, diso le hoe vola mitondra azy
plus miha mahita plus, plus lasa parano
mahatsiaro tsisy but na ny rap aza tsy tiko tsony
tsy ilaiko ny hameno palais ra solo aho anaty galère
telo volana manao hira ray tsy dia be inspi
izay ny mahatonga anah ngamba tsy mety valider_ny rap sy_ga
nialako ny friendship toxique kopy tyh
eto am coqpit, mi_selec anze copie
manoratra ligne ray isakiny “allo bonjour”
miezaka aho ny ho bon gars fa manimba ny monde autour
feno vautour, mafy orina ny finoana f_ck ny vaudou
taloha ela nanambany, izao miandry douze manao yeux doux
hatsangako ny vera ho any boto lasa aloha aloha
ho an’ny boto n’idolatréko taloha zao lasa vеry saina
za ilay bandy tsy dia navoa, tsy talenta anaty ne_vei
f’asa sy ezaka
tsy niandry tohana aho na tеhaka
mora ny manampy rehefa ny hafa no manana olana fa ny olana ato an_tsaiko tsy voavaly
mora ny mitsara fa ny anao ve aloha mba mety?
samy te hakobo ny hafa, tsisy makobo ny tenany
milaza fa hoe humble be kiana rehefa mahita ny hafa manao miotra izay no maha gasy ny gasy
mangina aho refa mikasa, manangana dia mi_encaisse
f’efa akaiko ny fahombiazana no atao manako
ny ato antanana tsy mazaka tsy misy revy misy foana isakiny azoma
dia mba mahaiza aloha mandinika
za tsy hisisika refa tsy anaty lisitra aho dia miala, tsisy halaelo
tsy ho mandramaty zay no ho atao majinika
tsy dia tia mitakosona amin’ny hafa fa tsy à l’aise
tsy vohataiza tanaty fisolelahana ny akist
ka tsy maintsy miady ho an’olona dimy/folo, ny perso ato antsaiko
na za aza tsy aiko intsony hoe mba iza
rehefa eo enao tsy tiko, rehefa tsy eo nefa tadiaviko
izay ilay hoe sarotankarina ny vitan’andriamanitra
aza mba te ho akamako zany fa ny eo rehetra aza toa miala
ny ah koa peace of mind ihany no tadiaviko
nanana izy taloha tsy nakabo dia efa ainareo ny tohiany
raisiko ihany moa amin’ny hatsoram_poko
am_pafatariko azy aveo hoe asa ny ah fa tsy kabary
mila mazaka miosom_bovoka ra te hahazo ray goute(amin’ilay fahasambarako)
dia ny lalako ny tohizako hiavahako amin’ny hafa iny
mataotra ihany tsy hafenina f’aleo andeha ze mandeha
magnan_tanjona koa tsinona
tslele
izahay tsy apenarinao p_ra
miseo tompony rap gasy nefa anaty groupen’echange ela
na ta tsy anaty cercle andreo za ko mandroso ihany
tsisy afaka hanampy ah, ny akamako ny tenako ihany
avy amin’ny fo izay rehetra atao dia f_ck ny hevitrao
ataoko izay tiako, izay mety, toulyo r. zay ainao
eto antanana lavitry ny paradise ye
na ny paradise aza handoavana am_pahafolombola
ny am_pahasivy folo, lany idirana hopitaly
atao izay fomba rehetra hi_esquivena ny paradise ye
mbola anatiny haizikitriko dia ny rima no atao jiro mba hitondra any amin’ny tontolo lavorary eh
hatsembohana milatsaka tsy maintsy hivaly
ainao zay part 1 dia mbola ho ainao za eh

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...