théo rakotovao (mikea) - teako iha كلمات الأغنية
efa hatramin’ny ela zay fotoana niarahanay
tsy mbola nisy ny hoatr’izao
fifamaliana ny ato an_trano
ka tsy zakanao
niovaova fomba ianao
niovaova ka fitia
tsy toy taloha
isika roa no nifanaiky hiara_dia mandra_maty
ts’isy olon_kafa intsony hisolo ny toeranao
teako ani (e) iha
teako ani (e) iha jampela fa i enany zao iha
nampifilafila
2 x fijalea toy nampandeha anao
ts’isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e !
teako ani (e) iha (x 2)
efa hatramin’ny ela zay ,enao nilaza fa tena tia
nanome fitia nefa amin’izao, hafahafa ny fomba
firesakao mankararirary fo
niovaova fomba ianao
niovaova koa fitia
tsy toy ny taloha
isika roa no nifanaiky hiara_dia mandra_maty
ts’isy olon_kafa intsony hisolo ny toeranao
teako ani (e) iha
teako ani (e) iha jampela fa i enany zao iha
nampifilafila
4 x fijalea toy nampandeha anao
ts’isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e !
teako ani (e) iha
كلمات أغنية عشوائية
- tammekey - intro / girdap كلمات الأغنية
- half pipe mcs - mais além كلمات الأغنية
- cat ridgeway - aspen كلمات الأغنية
- the afghan whigs - demon in profile كلمات الأغنية
- i can see mountains - she's my bobby orr كلمات الأغنية
- in effect - björnarna från norr كلمات الأغنية
- xavier naidoo - ich kenne nichts ii كلمات الأغنية
- navid modiri & gudarna - himlen lär inte hålla det emot dig كلمات الأغنية
- tim be told - not good enough كلمات الأغنية
- tonic - knock down walls - album version (edited) كلمات الأغنية