
the dizzy brains - vangy lyrics
sarotra ny miaina, miaramila no miandry
vao mikozy ialahy ry’dada be ny mampiseho vangy!
kala iray sy gala, n-n-lana sigara
no vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro o
aleoko ihany lesy dada mandrimandry maraina
makamaka souffle mijery tanàna
ny mitaditady kandra mantsy manaintaina
donadona be zara raha misy karàma
telo arivo ariary izao ny vidin’ny gasy
asa raha mbola takiany fameriny ihany
sasatry ny miasa tsara sy miady mafy
zara raha mahita gala telo amin’izany
sarotra ny miaina, miaramila no miandry
mikozy ialahy ry’dada be ny mampiseho vangy!
kala iray sy gala, n-n-lana sigara
no vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro
tsoh, tsoh, tsoh, tsoh
ataoko inona ary moa izay gala telo amin’izao?
ataoko inona ary moa izay kandrakandranao?
teny tsara lahatra ny hoe gasy tafita!
nefa telo arivo zara raha mba mahavidy sipa…
aleoko ihany lesy dada mandeha samy mitady
raha ny seza sy ny fahefana no fototry ny ady
zara aho raha mikaly nefa gasy toa azy
potiky ny rotaka ity taninay!
tsoh, tsoh, tsoh, tsoh
sarotra ny miaina, miaramila no miandry
vao mikozy ialahy ry’dada be ny mampiseho vangy!
kala iray sy gala, n-n-lana sigara
no vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro
tsoh, tsoh, tsoh, tsoh
كلمات أغنية عشوائية
- mucky pup - junkie eyes lyrics
- mucky pup - reagan knew lyrics
- mucky pup - own up for what you say lyrics
- mucky pup - never again lyrics
- mucky pup - my hands, your neck lyrics
- mucky pup - the t.v.'s on fire lyrics
- mucky pup - straightman lyrics
- mucky pup - someday lyrics
- mucky pup - short attention span lyrics
- mucky pup - p.t.l. lyrics