kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

stoika thug, artemus, prime - ainga vao كلمات أغنية

Loading...

intro :
triatra ny pejy, triatra ny pejy, triatra ny pejy, triatra ny pejy

refrain:
triatra ny pejy nijanona ho tsiaro sisa ny revy omaly
nodorako ho levona any
miakatra ny setrony dia mandeha, mandeha vinany
mety ho adinoko ireny rehefa revo mihary
ny andro efa diva haraina tena aleoko miala
misaotra ny tompo fa ny foko mbola reko mitempo ny ahy
efa nafoiko ny lasa efa lasa lesona, (efa lasa lesona)

couplet 1:
nanoratra hafa fa ny pejy omaly efa triatra
diva haraina ny andro hisinda ny haizina, kely sisa
kaliako ho tsara ty, tsy haiko ‘zay mety ho tonom_bitana
halaviriko ny poizina raha hitany ambony aho mantsy ho sontominy hintsana
nisaina ny ho avy aho anikeheo ny volon_doha nikitsana
toa ts volovolon’izay ho sitrana
niloloha lanitra tsy nisy kintana
zao aho faly miaina m_n_lavitra ny alahelo mitrifana
zao aho faly miaina m_n_lavitra ny alahelo mitrifana
ohatrin’ny hoe hédoniste
tsy amin’ny fahafinaretana aho ‘nefa no mifikitra
odiako tsy heno ‘ lay devoly mibitsika
ny an’ny akist tsotra faharetana no fitsipika
mandalo na ny hazavana na ny haizina mikitroka
mandalo ny fahazazana ohatrin’ny 001, ditsoka aho
nihevitra ho mafy aho kay diso kajy
miеzaky ny hivoatra mba tsy hihitsoka
ho lehibe indrindra na faran’izay bitika aza
refrain:
triatra ny pеjy nijanona ho tsiaro sisa ny revy omaly
nodorako ho levona any
miakatra ny setrony dia mandeha, mandeha vinany
mety ho adinoko ireny rehefa revo mihary
ny andro efa diva haraina tena aleoko miala
misaotra ny tompo fa ny foko mbola reko mitempo ny ahy
efa nafoiko ny lasa efa lasa lesona, (efa lasa lesona)

couplet 2:
ny matroka holokoiko mangamanga
ny fiainana tsoko miha solanga
teo amin’ny nahalavo ahy ihany aho no nitsangana
ny tsiky aravako ny tava mangana
ny matroka holokoiko mangamanga
ny fiainana tsoko miha solanga
teo amin’ny nahalavo ahy ihany aho no nitsangana
ny tsiky aravako ny tava mangana
pejy vaovao, manisy teboka aho dia manomboka hafa
mbola velona ny hafaliana tsy omby tratra
manomboka eto tandremana tsara izay asiana ny tongotra
ny fahazaran_dratsy hatramin’ny fakany tiako hiongotra
ny bokin’ny lasa efa nakomboko any
ny anio milay kokoa noho ny omaly
na mety mbola hisy takosina
na na mety mbola hisy tsy ampoizina aza
refrain:
triatra ny pejy nijanona ho tsiaro sisa ny revy omaly
nodorako ho levona any
miakatra ny setrony dia mandeha, mandeha vinany
mety ho adinoko ireny rehefa revo mihary
ny andro efa diva haraina tena aleoko miala
misaotra ny tompo fa ny foko mbola reko mitempo ny ahy
efa nafoiko ny lasa efa lasa lesona, (efa lasa lesona)

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...