spvce chen - package كلمات الأغنية
[couplet _ spvce chen]
mampietsika tongotra
tonga aho ny game misy sakoroka
feno ny batterie, lasa amin’izay
fa mbola milamina aloha f’aza korontanina
io afaka korontaniko
nanjavona aho, zalahy nomeko erintaona
ohatran’ny ouragan indraindray mody calme
vao mihetsika manimba ny herin_tsainy
okay okay
tsisy ilako merco
izaho tsy aran’ny radar ohatran’i hector
sandry tsy miasa fa cerveau
izaho dia tsy azon’i lerony ohatran’i vector
izay aho fa niverina aza dia ahoana
iza ilay niteny mafy tamin’i lisany
midira tsy telo telo mbola tsy ampy
mbola tsy nitrerona aho f’aza misitrika
aty zao ny baolina f’amby misisika
tsy omeko feat. ialahy f’aza misisika
anh?
sa mbola ampina?
afaka manampy aho raha mbola mila
manaraka akaiky ianao mbola liana
raha tena jerena ianao mbola arina
vitaiko rapide anstoy mamaliza
raha miseo ho gang ialahy mamalia
aiko oe mankafy ialahy manaraha
ajanony ny rap_nao fa mamarara
hey
voatsatoky ny antsy ialahy maratra
voalakon’ny punch_ko mbola marary
manjavona kely aho manomana tsara
omeo dimy volana hiverina mafy
[refrain _ brn]
package, package
anatin’ny game ialahy dead
tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi_pop eh
package, package
mandona ny cokе dia kush eh
fuego mi_lean purp, ialahy toa mi_rush nеfa tsy ampy vitesse
[couplet _ spvce chen]
tonga ny package
anaty game, izahay zao ny badass
anaty gang tsy misy mi_poucave
tsy mi_bibi tsy mila mi_bedave
voa mi_kick aho dia tonga dia mipetraha
anh anh
tonga dia mipetraha
ity mahafaty fa tsy ohatran’ny pétard
tsy be resaka tonga dia mi_per_ta
amin’ny tany ny loha no mipetaka
hey
vava misanaka
raha mitsapa ialahy dia afa_baraka
izaho sy ny rap aloha tsy afa_misaraka
s/o fab’s ny mc zanako
alaiko ny vola fa ny ambiny zarao
tsy mitovy aloha izaho sy ry zareo
laza no ilaina ny ahy isana zéro
kichta dia mi_sourire
te ho voay nefa ohatran’ny souris
maty ny prod. dia tairo f’asio rip
fa tsisy afa_bela eo f’iny ihany no assureko
ny ato an_tsaiko mikozy oe “asio ireo”
mitifitra anah aza maika f’assureo
voa mitifitra eo izahay manko vita
dia mintsana lisany, miverina zéro
tsy ilaiko jerena
ny any ambadika kobo oe mitsikera
hita eny foana oe iza no tia kely
laozan’ny taona ialahy ohatran’i piqué
frappenay célo
latéral gauche izaho, ohatran’i celo
paw paw dia vita ny série
midira ny manaraka fa vita iny sera iny
[refrain _ brn]
package, package
anatin’ny game ialahy dead
tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi_pop eh
package, package
mandona ny coke dia kush eh
fuego mi_lean purp, ialahy toa mi_rush nefa tsy ampy vitesse
كلمات أغنية عشوائية
- grace slick - sea of love كلمات الأغنية
- jas marty, swift 047 - sola كلمات الأغنية
- angelicca - torn كلمات الأغنية
- depressor - f.i.l.t.h. كلمات الأغنية
- владиик коровин (vladiik korovin) - должник كلمات الأغنية
- 3g0th2002 - забыл свою суку (forgot my bitch) كلمات الأغنية
- liam st. john - landslide over the highway كلمات الأغنية
- alessia cara - what's on your mind? (tradução em português) كلمات الأغنية
- colourblind - torched كلمات الأغنية
- the answer is no - worse كلمات الأغنية