
spvce chen, kresnik - tonight كلمات أغنية
[verse 1 _ spvce chen]
izaho sy ianao irery, anaty vaisseau
ianao ho anah irery ohatran’ny oe “pesos”
ny hafatra rehetra anaty “mélo_”
yeah
yo
(tonight, tonight)
tonight, izaho shawty mila love(tonight, tonight)
dia raha mila anah dia ity henoina(tonight, tonight)
rehefa high, baby izaho mila anao(tonight, tonight)
mila hafananao, izaho “alone”
mila anao izaho, ohatran’ny “maille” eh(maille)
tairo fa pause ny time, yeah(time)
tsika “ride or die”, yeah(die)
alright alright, yeah
(alright)
[chorus _ kresnik & spvce chen]
aiko mamy
ny anilanao
aza variana
tiako izay mombamomba anao
aiko mami
izaho mila anao
tairo aza ariana
very aho tsisy anao iny
[verse 2 _ kresnik]
baby, tonight
(tonight)
moramora ny kish and moula
f’ianao no ilaiko
(ilaiko)
dope and dollars
izaho fa tomady, tsiky sa tomany
(yeah yeah yeah yeah)
izaho efa anao irery tonight
isan’andro aho mila high
efa aiko ianao ‘lay “fire”
any ambony vaisseau ny date
any anaty “loco” ny thème
any aminao ihany ny saiko
vao tsisy anao izaho “sick”
[chorus _ kresnik & spvce chen]
aiko mamy
ny anilanao
aza variana
tiako izay mombamomba anao
aiko mami
izaho mila anao
tairo aza ariana
very aho tsisy anao iny
[verse 3 _ spvce chen & kresnik]
babygirl, tsisy ahasolo anao na oviana
yeah
babygirl, tsisy ahasolo anao izany eto
omeo ahy ny tananao
kozio ny dadanao
izaho efa love
tsy efa taiza aho no nitady anao
ataoko tamana ao
hainao
f’izaho ho anao
efa iza sy iza nanary ahy
f’ianao mbola teo
tsy nandraharaha izay lasako tany
yeah yeah yeah
[chorus _ kresnik & spvce chen]
aiko mamy
ny anilanao
aza variana
tiako izay mombamomba anao
aiko mami
izaho mila anao
tairo aza ariana
very aho tsisy anao iny
كلمات أغنية عشوائية
- xadina153 - some loosey كلمات أغنية
- ordinary fools - hook hand كلمات أغنية
- skeeter davis - timothy كلمات أغنية
- city blues connection - mr. president كلمات أغنية
- marty mckay - closer كلمات أغنية
- gif the great - peace at the parks كلمات أغنية
- leesta - phantom كلمات أغنية
- fausto amodei - se non li conoscete كلمات أغنية
- pastor napas - я жив(ya zhiv) كلمات أغنية
- g.o.d (k) - 촛불하나 (one candle) كلمات أغنية