samoela - 028 tn كلمات الأغنية
Loading...
any ianao ‘zay
rotsirotsin’ny fiaraben’ny hyundai ianao ‘zay
ny 0248 tn
nahafantarako anao re tsisy neniko
any anao zay
i kalamena volo havako iny e!
mena tsy foiko
no sady tsy foiny
lokon’arema, fa hifankatiavanay
sigara good look akiy
anembonako an-dry
good look amin’ilay tsisy menthol
fa ny nitiavako anao re toin’ny taonina
sarin’ny masina maria
anembonako an-dry
lay manao hazo fijaliana kely amin’ny tanana an-kavia
any ianao ‘zay
angamba efa tena lasa lavitra be
rahoviana indray vao ho hitako ianao
f’ataoko manat-tra ahy hatrany ivandry
any ianao ‘zay
angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny hydrocarbure
fa ny fiara tiany
no tiako tiangenana
mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretana
كلمات أغنية عشوائية
- burning heads - dedication كلمات الأغنية
- brighten - love on my mind كلمات الأغنية
- bomb the music industry - campaign for a better weekend كلمات الأغنية
- emilys army - snapshot كلمات الأغنية
- burning heads - sit and watch كلمات الأغنية
- baris manco - durma ha durma كلمات الأغنية
- bomb the music industry - sort of like being pumped كلمات الأغنية
- emilys army - i want to be remembered كلمات الأغنية
- burning heads - bush a bush كلمات الأغنية
- baris manco - aynali kemer كلمات الأغنية