
rim-ka - very jery كلمات أغنية
Loading...
tsy ankilanao baby zaho mivaha
tsy avoniko fa zaho mankatia
anao malaza tsy mora azo
te hanaraka anao zah nefa tsy mahasahy ah
[chorus : x2]
aminao io zaho manangy, aaah aye
ankoatra anao fa tsisy
ankoatra anao tsy mila koa zaho
anao viavy
mahavery jery (very jery eh)
mahavery jery (very jery eh)
mombamomba anao
fitiavako anao io manakahôla zaho
iaretako foana na dia anao mamay
mamay, mamay
anao raika foana ampelatanako
(shakeee !)
mifampitantana era_ndalambe
amin’ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
anao mahay, zaho mahalala
fa na impiry (zaho tsy hiala)
[chorus x2]
كلمات أغنية عشوائية
- mirella - uuteen eiliseen كلمات أغنية
- lil navy (usa) - ride4me كلمات أغنية
- abdr. - в комнате, где тесно. (iarwic.) كلمات أغنية
- geraldine (phl) - hindi totoo كلمات أغنية
- paixe - öpesim geliyo كلمات أغنية
- caity baser - the plot كلمات أغنية
- separ, peter pann - bbejbb كلمات أغنية
- henry freitas - novinha bandida كلمات أغنية
- mdmoney - parecías tú كلمات أغنية
- al campbell - when spring is around كلمات أغنية