rija rasolondraibe - ny ho tianao كلمات الأغنية
tsy nampoiziko ho dia ianao
no nahatonga ahy sahala amin’izao
tsy nataoko ilay tsindry ila iny e
dia sondriana ilaza hoe
fa ny tsikiny tsy nety lany
ny ahy ny hiaraka hiaraka ihany
ilay fitia toa nilatsaka avy any
sesilany
dia toy ny tsy nandia tany
anie fa nipenipenina
tena faly ,faly any aho izany e
nefa nafenina
izaho moa tsy tompony nefa moa
nanao ambokony hay ianao koa
toa ahy
sempotra aho talohan’izao
fijaliana noniainanao
ny omaly nitovizantsika e
niainantsika soa fa lasa e
eny lasa nanaraka anao
ny ampitso tsy nety nandao
leo somonga aho fa tsy nety tonga e
ilay nandrasany
dia toy ny tsy nandia tany …
ny ho tianao , ny ho tianao
tsy fahazarana efa fanao
fa fiovana ,fahagagana
tsotra izao e
ny ho tianao , ny ho tianao
isan’andro isan’andro mihavao
tsy resim-potoana ,volana na taona e
ny ho tianao , ny ho tianao
tsy hoe safidy na tody miandry
sasamiandry , miandrandra anao
izaho moa tsy tompony nefa moa
nanao ambokony hay ianao koa
toa ahy ,toa ahy … toa ahy … toa ahy
كلمات أغنية عشوائية
- zella mayzell - her feet go down to death كلمات الأغنية
- crucifix - blind destruction كلمات الأغنية
- a current affair - the search كلمات الأغنية
- d o a - dead men tell no tales كلمات الأغنية
- crash monument - find my escape كلمات الأغنية
- attila - sunsets and death threats كلمات الأغنية
- jeff black - higher ground كلمات الأغنية
- creepshow - hellbound كلمات الأغنية
- cover up - beating a dead horse كلمات الأغنية
- crucial dudes - boom roasted كلمات الأغنية