
rija rasolondraibe - miandry anao كلمات أغنية
raha handeha ihany ianao
raha sitrakao
aza tena ilaozana tanteraka aho
fa izaho hatrizay tsy mahay
tsy zatra ilaozanao
tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
tsy hanimba izay mba tena tianao
fa ny hasambaranao no tadiavina
raha tsy misy ato an-trano
dia tsara tso-drano
nefa amelao sombiny amin’ny fitiavanao
mba amelao na izay sisa tsy zakanao
mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
raha handeha ihany ianao
raha toa manembona ianao
na koa mahatsiaro izay niarahana taloha
ka matahotra na menatra ny hiverin-dàlana
fantaro
fa tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
tsy hanimba izay mba tena tianao
fa ny hasambaranao no tadiavina
raha tsy misy ato an-trano
dia tsara tso-drano
fa miandry anao
miandry anao foana ny toeranao
miandry anao
ireo izay efa nilaozanao
miandry anao
ny tia sy fitia
كلمات أغنية عشوائية
- afterhours - pop (una canzone pop) كلمات أغنية
- johnny mathis - love, your magic spell is everywhere كلمات أغنية
- skie - got away كلمات أغنية
- thievery corporation - amerimacka (tc remix) كلمات أغنية
- bink baghdad - motion كلمات أغنية
- massiv - mama كلمات أغنية
- massiv - die drei löwen كلمات أغنية
- massiv - 2 redakteure كلمات أغنية
- uno (pt) - isto vai dar merda كلمات أغنية
- grill boys - placebo كلمات أغنية