
rija ramanantoanina - miandry foana كلمات أغنية
nandrasako ho tonga maraina gina foana teo aho
nandroso hisakafo aho ny atoandro nangina ilay seza
niandry handondona ihany aho ny hariva nandini-baravarana
tsy tonga ianao tsy tonga ianao nipitrapitra teo aho
fetiko androany fetiko androany, dia tsy tsaroanao ve?
sa ninianao hoadinoina tsotr’izao fa inona no antony?
fandrao dia tsy tianao intsony aho tsy manahy lazao ahy (2)
raha toa izany raha toa izany hivavaka aho ho antsika
mahazoa zay rehetrarehetra mety ilaina ianao ny anjarako fa vita
ny sombin’ny tsara azo avy amiko no iriko ho tehirizinao
ny soa sy ny tsara azo avy amiko no iriko hovimbininao
antenaiko ho tonga rahariva ilay kintan-kely anjarako
fa na handao aho izy ampitso inoako fa hipody indray
tsy mba toa anao tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao tsy hipitrapitra intsony aho
كلمات أغنية عشوائية
- marcell - i knew i loved you كلمات أغنية
- wali - abatasa كلمات أغنية
- xo - ix - cukuplah sudah كلمات أغنية
- titi dj - sang dewi كلمات أغنية
- wonder boys - jujur saja كلمات أغنية
- d bagindas - ay كلمات أغنية
- marcell - takkan terganti كلمات أغنية
- the changcuters - only love كلمات أغنية
- naif - karena kamu cuma satu كلمات أغنية
- olla ramlan - sakit hati كلمات أغنية