
rija ramanantoanina - jamba كلمات أغنية
reo hira izay fanaoko tena nankafizinao
dia lasa tora-bato handosirako hatrizao
‘reo hirahirantsika niarahina hatrizay
dia tsy tiako ho re intsony ankehitriny
dia lasa mantsy ianao namela fo iray hitomany
ny antsony sy kiakany tsy nisy tsy nahare
fa hay nivoaka indrindra ny efa niafina ela be
nanamaivana ity fo ‘zay saika mona
efa fanantenana iray vaovao, no indro nitsiry
namono ny anaranao
vao hoe tsiriry, tsy hoe mandalo akory anao
fa tena honina tokoa, hanarin’ireo teo aloha
fa jamba sy tia adala aho hatrizay
nanary lamba, raha vao nantoninao akaiky
ary angamba nodoninao ny saiko hanaiky
fa ianao no ilay fitia, ianao irery no fitia
‘reo ratra nahazatra niaretako hatrizay
tsy laitram-panafody nefa tena nahamay
lazaiko anao anio fa tena sitrana ireo
efa tsara mpanasitrana hafa no ianao
‘reo hira izay fanaoko tena nankafizinao
dia kalo tiany indrindra sady nahagaga ahy
nasiany feo faharoa dia niara-nihira izahay
tena kanto noho ny kanto fa lazaiko anao
كلمات أغنية عشوائية
- manz (rapper) - never sober كلمات أغنية
- lindsey cohen - little black submarines كلمات أغنية
- blue_angell - diane ambulance كلمات أغنية
- fangoria - de todo y de nada كلمات أغنية
- san cisco - when i dream كلمات أغنية
- rabbit - go for it كلمات أغنية
- rob john - just a few words (journey) كلمات أغنية
- bonepony - poor boy blues كلمات أغنية
- black $neak - blaccology كلمات أغنية
- lil skritt - skrittle struggle كلمات أغنية