ricky - tsy mety milaza كلمات الأغنية
Loading...
tsy mety milaza ve ny omaly e
fa sary manjavona ka tomany e, tomany e
tsy mety mifoha ve sa tsy mahare
nefa toa tetsy ambadika ihany e,ihany e
rehefa maty iny masoandro iny
dia mahatsiaro an’azy foana ianao(2)
nindrana an’iny lanitra iny foana anie aho e
sy ireo voro-kely tonga hihira maraina ho anao e
hihira maraina ho anao e
tsy mety nilaza anefa izy omaly e
fa lasa nanjavona dia tomanye tomany e
ho anao, ho anao ny anao
raha toa mbola hijoro ho fahavaloko e (2)
ho anao ny anao(4)
nefa izaho tsy fahavalonao(2)
izay nomeko anao izay ampitiavana anie
izay nameko anao izay ampitiavana be
nefa ianao tsy mety milaza fa hoe(2)
mbola misy fitiavana indray mitete!(4)
كلمات أغنية عشوائية
- node - alene كلمات الأغنية
- judah & the lion - forever, always كلمات الأغنية
- dennis dj, mc marcinho & mc k9 - diva كلمات الأغنية
- the starting line - luck كلمات الأغنية
- margaret berger - apologize كلمات الأغنية
- alcazar - right girl كلمات الأغنية
- taemin - already كلمات الأغنية
- cviro feat. gxnxvs - benjamins كلمات الأغنية
- dionysos - le petit lion كلمات الأغنية
- 閃靈 - 薰空 كلمات الأغنية