
reko - fy & his band - mitonia كلمات أغنية
[verse]
mitonia zanako
fa eto aho
reko avokoa ireo vavakao
mihatra amin’ny aiko ny alahelonao
mitrakà ianao
aza manahy fa eto aho
matokia ahy zanako
f’ izaho tsy afohy anao aho
etsy ho fafako ny ranomasonao
tsapako izay tsapanao
tiako loatra ianao
indrindra aza adino fa eto aho
ny zava_drehetra tsy voatery
hahafaly anao
fa ny zava_drehetra miara_miasa hahasoa anao
[chorus]
aza manahy fa eto aho
tsy avelako handeha irery ianao
mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
fa aza manahy
aza manahy
fa izaho hitantana anao
[verse]
mitonia zanako
fa eto aho
ampianariko zava_baovao ianao
ny hampatanjaka anao no anton’izao
haiko fa marary
nefa hanampy anao hanakaiky ahy
ny zava_drehetra tsy voatery
hahafaly anao
fa ny zava_drehetra miara miasa hahasoa anao
[chorus]
aza manahy fa eto aho
tsy avelako handeha irery ianao
mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
fa aza manahy
aza manahy
fa izaho hitantana anao
[bridge]
ny zava_drehetra tsy voatery
hahafaly anao
fa ny zava_drehetra miara miasa hahasoa anao
{chorus]
aza manahy fa eto aho
tsy avelako handeha irery ianao
mety tsy ho azonao izay hitondrako anao
fa aza manahy
[outro]
làlan_tsara no hitondrako anao
hampandresy anao aho
ao aoriana ao
ho tafiako ny voninahitro ianao
raha matoky ahy
aza manahy
fa izaho hitantana anao
aza manahy
fa izaho hitantana anao
كلمات أغنية عشوائية
- navid sadr - parandeh كلمات أغنية
- prince the prophet - field nigga. كلمات أغنية
- the weeks - fool's gold كلمات أغنية
- nick & sammy - baby you love me (korean ver.) كلمات أغنية
- varen b. - no school كلمات أغنية
- doja cat - candy كلمات أغنية
- massive attack - dear friend كلمات أغنية
- aaliyah bolls - 5 steps كلمات أغنية
- ashley jana - already done كلمات أغنية
- ca-va - vs. complex - [hr 8tel-finale - vbt 2011] كلمات أغنية