ratsilahy & fab's brownz - darafify كلمات أغنية
tongasoa ato ambovo biatch !
wouw ! b_tch !
[refrain]
navy darafify
n_gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha_sivy
n_gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko? anao io matify
navy darafify
[couplet 1]
antsoy aho hoe darafify
tsy ampianarin’ialahy moraingy, izaho f_gnorolahy
ratsilahy biby hafa mihitsy
izaho tsy boto, izaho tsy gang, fa mahala ny ain’ialahy
mipetaka ny low kick avia sy havanana, mitolefika ny adva
tsy miala amin’ny egotrip satria izay no manavànana an’i ratsilahy
mbola [?] salanitry
flow_na mandratra, maranitry
izhao izao validén’ny maboto jiaby
izao mahiagna kara pity_danitry
izaho mavesan_danja karan’ i trimobe
f_gnorolahy karan’ i darafify
ammin’ny début d’année izaho hamoaka ep
dia bobaka no hikozy hoe izaho biby hafa mihitsy
miravaka medaly volamena
mila feat ialahy ? tairo vola omena
mila amboara, mila fandresena
ya izaho mahatoky tena, izaho mahazera an’i tena
ambanin’ny faladia iry tazy
mihaiky ny mpankafy heo izay ataoko dia rombotra
ny rap gasy ataoko sodomie
hoy izy hoe vas_y fa ho zairina izay rovitra
iza no ilaza an’ialahy fa andrarezina
mbola tsy niova, izaho ihany no mpandresy
tsy izy ialahy, ataon’ny bandy fiomehezana
sady tsy iamahaka ialahy no tsy ikotofetsy
vavaka [?] eny amin’ny faratampony no misy anahy ny amboara alaiko an_keriny
raha tsy misy sampona, ny game ho tampona na ny amboara aty ambovo no aterina
[refrain]
navy darafify
n_gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha_sivy
n_gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko ? anao io matify
navy darafify
[pont x4]
dara ouueeeee dara
dara ooooooh
dara
[couplet 2]
kara sheitwan za midégaine
agnaty ring za mi_dégat
jaolahy brownzey tsy mi_déguise
tsara vision kara dembouze
tsisy débat
nameko ecstasy izy bôkô ni_baiser_ko
simbaiko ny p_ssy_ny dia midégage izy
simbaiko ny p_ssy_ny dia midégage izy
izaho f_cked up
agnaty hip_hop, efa mihoam_pampana
antsovy hoe papanao
zaho mandaka anao
tompon_daka, izay navy eo bonatako
jiaby miramparampa, izaho manjaka
izaho mandidy sy manapaka
feno b_tch mipalapala agnaty lapa
za mañataka, ianao mangataka ny hinono latako
midanakà eo, fa ianao tsy fantako
agnaty lean, izaho hors ligne na morning na night
ho doria
dory dory light
inspi’nakà mainty
anao mitady fight?
tsy quoi nata hifamono faty
darafify izaho fa tsy tupac
p_ssy an’i b_tch_nao efa nosimbaiko
tsy kick fa moraingy tsy mila gant
godd_mn, f_gnorolahy aza kahiana hoe gang
roa sengondra amiako anao
izaho tsy leonao n_gga ndre zaho tsy mahaleo tegnako hatramin’izao
[refrain]
navy darafify
n_gga andana mifify
kô tsy te ampoaka nify
fahavalonao za tsy ho faha_sivy
n_gga andana mifify, hoalaiko fôrôcho izy koa fa matity
kô troberiko ? anao io matify
navy darafify
[pont x4]
dara ouueeeee dara
dara ooooooh
dara
كلمات أغنية عشوائية
- lil gotit - celebration كلمات أغنية
- s3g1 - видишь ты меня другим уже كلمات أغنية
- trea landon - loved by a country boy كلمات أغنية
- sauletekis gang - mums! كلمات أغنية
- white skull - marching to alesia كلمات أغنية
- duschpalatset - sjöstjärna كلمات أغنية
- dani el-rassi - when we were young كلمات أغنية
- wm unknown - no entiendo كلمات أغنية
- mr.high - note 2 self كلمات أغنية
- soukin - bumping كلمات أغنية