kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rap'na gents - mvp كلمات أغنية

Loading...

mitia :
raikitra ny lalao, eo an_tokotanin’haintso haintso gasy aho n’mandrirotra
betsaka n’kalitao, d n’mozika atao tsy maintsy mafilotra
gents ary n’ekipa, vitsy fa mametraka ny takitika sarotsarotra takarina ny tekinika mila mandinika, tsy mila rendrika, ny saina actif
akarina n’level, tsy mihaina anaty lainga na label/
tsy nila toro_hevitry ry ra baina
ny liona matory ts’azo tairina ry my man
tafa ah amen
tsy n’voka ah fa nanoratra tao ambovo, 31 (raikam_telopolo)
g sivy folo (90) n’eo ambonina drill/chill!
ty zao tsy napozina, 001 raha squid game. mihotrotra loha zay tsy kopy thème
n’taona vao2 zah mila mamiratra, miala vo problem x2
ny fivoarako n’jereko,tsy voatery hilahatra amin’ny an’ny hafa n’fijeriko
lavitra ny viseko, n’teo ambany masoko n’poteko
tsy nipoka fa n’refotra ny lohan’ry pokavy x2

chorus :
m.v.p any anaty rap (any anaty rap)
texte, flow ary ko ny tchatche (tsisy miafiafy)
lazaina sn0b, fa kay m’rap (ary kay mafy)
na hardcore io na boom bap, tsy tantin’ ialahy sao hitapitapy

kj :

tsy miala anaty flow sy technique tactique tsy miova hatreto ny playlisitra
alainay amin’ny vozony ny pera siga
anaty rap game izahay no praiminisitra (ahouuu !)
tsy tonga hanafosafo toy ny menaka, fa ho avy izy hanokatra ny sainao doma / mahatoky tena tsy mitsanga menatra matoa manao mahavita izahay mahazaka dona /satria miezaka foana izy mandavataona /vao mandaka dia mahafaty baolina
vao mandalo dia mioraka ny spect, manetritena tsy midongy rеspect
manankambo fa tsy hoe matikambo
tsisy oe kamokamo kambony fa mitohy foana ny kеtrika tsy andany andro amin’ny apondra
izkoa lalitry adala bay takôf_gna, samihafa ny liona sy ny ondry tsy andeha hifangaro amin’ny be tsy andraofana
ka aleo aloha hazava fa tsy mila balawasy io samy masina an_taniny/ izahay tonga dia mandravarava tsy lany bala ho azy fa efa matihanina, tsipaky ny rap’na gents raha tsy mahavoa dia maha fanina / ny ekipa efa vonona
trafon_kena ome_mahery ambava omana am_po mieritreritra , izay tratranay tsy maintsy mandeha rà, mahery fo ohatran’i mandela
mandroso tsy mierikerika / tsy mihemotra / mandroso tsy mierikerika
grrrr ! tsy mihemotra !
gent :

arao ny fitempony, arao ny fanonjany, tsy revy’na gang fa revy’na gent. tsy passe any aoriana fa tonga dia feinte, ‘ty hardcore fa sao dia taraiky
tsy resaka taindaka, gent mampiaiky. ny game hakariko, niqueko ‘zay fake. drill ny gadona, hardcore fanoratra, mc reo mitazana, ekeny fa tompony
ataoko ny fiainako hidiro raha sahy!! rehefa ‘za no manambana andana mipà. tapeno ny sofina, sao midégât, intellect ny rapko tsy ilaina combat
tsy tery ny saiko, fa aleoko manoratra, ho raki_tantara sady efa voasoratra. mananiky ny avo aho, matahotra hianjera, ny tanjoko hakariko, ataoko ny afera. tsy miandry ny tsy afaka, tonga ny lera. efa mafy ny saina tsy mila dopena, manaja ireo boto fa gent ny tena. misongona havanana sarotra ekena. manampy raha tafa, tsy mila terena, tsy andetika akory toy i kaina sy abela. izay tsy nahatafita aleoko navela. raha feno ny foko, ny fako no azera

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...