rap'na gents - freestyle كلمات أغنية
kj :
rap ity fa tsy macarena, samy m’chill samy maka nenaz
androany aloa mba maka aina relax, politikanao efa mankaleo aho. tatasikanao efa mankarenina, zahay koa anie mba te hanan_karena. tsy anarana fotsiny ilay tavan_drainy fa mba isan’ireo azo tavandraina. rap’na gents ty ry papa akombony ny vava vao tsy intellect
aza mipetaka2 raha tsy hanahaka tsy mitovy ny tanjona sy intérêt. elah mbola matory2 miahaka izahay efa eny antampon’i everest. alaiko ny amboara fa mvp, ballon d’or karah dembele !
izay mivoaka dia bômba mamiratra2, ny prod tengenana par tour. soldat mamita iraka ny aty nega efa feno ny cartouche. tsy fitsapa fa aza mi_touche2, raha zah aloa dia mba maka sisitosy. dia miandry ny anjara manaraka fa kj zan tsy mihinana partouze
chorus :
rap, rap, rap’na gents ….!
mitia :
korotanina mitady atory, mitanondrika mamohifo
mam_f_pofona rap aleo hihovitrovitra nzanak’atido, aleo hifo
ny firenena efa lasa zoo zah tsy lioana fa mila ziona
olo tsotra mi_rap nefa be ego anaty vazo mila mafy dona, midonako ny mic ts’atao fanahinina mafy lotra ny gents aza mody fanina
efa ela n’underga mbola ho underga aleo mfantoka ny saina vonina
miredareda afo ts’hay vonona, miseho be vava izy vavan’omby
misy mihaino ve sa tratran hoe henoy zany henoy zany rlava bodiko
ahodino ahodino ny mic …
aleo hirehitra inspiraka lel’afo, tsapatsapa hilelaka vain’afo
chorus :
rap, rap, rap’na gents ….!
gent :
zay mi_test kirana, rap gang toa miserana
gent indray ty misongona, fake entiko amin’ny sangany
freestyle midégany, ny m.c toa midingina, vidim_piainana midangana, mivonto orona midongona
zandrikely toa perce, rap texte n’purs’, dribléko be ny sosotra, ny hitovy amiko no sarotra
micro, sons, studaka. freestyle mitobaka, punchline mitrobaka, bang bang dia mitsoraka
tsy mety lany raha ny taimbaka, asiako lantony ny feoko, faingo miantona misento, faranako eto, ty ny teboka
كلمات أغنية عشوائية
- fondo flamenco - me quedo aqui كلمات أغنية
- komodo - safari كلمات أغنية
- love - a house is not a motel كلمات أغنية
- ola & the janglers - let's dance كلمات أغنية
- anders fernette - alone كلمات أغنية
- mala rodríguez - mamoneo كلمات أغنية
- mucho muchacho - chulería كلمات أغنية
- activator - bedside manor كلمات أغنية
- anu malik - babli badmaash كلمات أغنية
- add-2 - assassination of كلمات أغنية