
princio - vonjeo كلمات أغنية
lelafiko anie hataoko madio ny faladianao
fa mba miangavy aho mba henoy aza iavonavonana
tsetsafiko anie izay azo tsetsafina rehetra eny aminao
fa mba miangavy ampandrosoy aza atonatonana
fa aza avela hitogaigy ’rery eto am-bavahady
mandadilady e! mba azafady e!
tsy tonga hila ady e! tsy hanota fady e!
fa mba mitady vehivavy e! ho atao fofombady e
fa bandy mafy ady e! ambany grady e!
ka tratry ny aza manody e! zero manatody e!
ny fahoriana mianjady e! mampivarina an-kady e
k’aza roasina mody e! fa mila fanafody e!
ny fiainako iany anie no mangidy e!
fa ny fitiavako lafo vidy e!
fitiavana mafy miridiridy e!
omena fotsiny fa tsy amidy e!
ianao irery ilay voafidy e!
handray ireo fitiavana sarobidy e!
tapaho ny lamboridy e! omeo ny f-n-lahidy e!
fa tratran’ny aza manody ka mila fofombady e
ny fahoriana mianjady e! mampivarina an-kady e
k’aza roasina mody e! fa mila vonjy e!
vonjeo (7)
vonjeo f’aza avela hitogaigigaigy fotsiny eo!
lelafiko anie izay azo lelafina rehetra eny aminao
fa mba miangavy aho mba jereo aza angaringarihana
tsetsafiko anie zay azo tsetsafina rehetra eny aminao
fa mba miangavy aho mba atreho aza sitrisitrihana
f’aza avela ho fatin’ny hatsiaka irery eto an-tokotany
mba jereo ihany e! fa mba mitomany e!
tsy tonga hananihany e! tsy hoe be vinany e!
tsy tonga hivanivany e! f’aza atao an’zany e!
fa bandy mafy ady e! tsy mety tomady e!
fa tratry ny aza manody e! zero manatody e!
ny fahantrana mianjady e! mampivarina an-kady e!
k’aza roasina mody e! fa mila fanafody e!
dia aza atao fatomaty ilay tady e!
fa sokasokafy kely mba azafady e!
ity vavahady anefa toa mihidy fa mba omeo f-n-lahidy
anao ny safidy anao ny didy ekeo ilay fitia zay miridiridy
fitia tsy mangidy fa sarobidy atolotra fotsiny fa tsy amidy
fitia vita voady ka saro-pady fitiavam-bady izay tena glady
aza hosena sahady e! fa vohay ilay vavahady e!
fa tratry ny aza manody e! ka tena mila vonjy e
كلمات أغنية عشوائية
- avalanch - las ruinas del edén (acto i) كلمات أغنية
- 21prodigy - back at it again كلمات أغنية
- johnny van zant - last of the wild ones كلمات أغنية
- romaro franceswa - right now كلمات أغنية
- kivitz - por isso كلمات أغنية
- savara laplasa - супергерои (seperheroes) كلمات أغنية
- beatrice egli - touché كلمات أغنية
- marie-mai - exister كلمات أغنية
- badoxa - kretcheu كلمات أغنية
- paloalto (rock band) - sonny كلمات أغنية