
oladad - loko natoraly كلمات أغنية
malagasy iray rà, anoo rana hifankatea
refa loko natoraly tsa ho voafafa na oviana
efa voajagnahary, loharano niaviana
ny vola tsa am tegna, mifogno lambamena
tsa mba ho afaka am tegna eeeh
ref mainty² tsa tian’olo sy agnaay
fotsy² halan’olo agnareo
mety² tsa tian’olo sy agnaay
mavo² halan’olo
aza magnavakava-bolo-kodits’ona
fa mitovy aby ny ona
sahala aby ny ona
de vana mitafy lamba fotsy aby ny ona
raika aby ny ona, agnay ve tsy ona
ho agnatsena ny azafady e, akory aby e, tsa magnahy e
ho atsika mpianakaby e, aza miady e, mifankatiava e
aza magnavaka ny volo-koditsy ny ona
fa mitovy aby ny ona
sahala aby ny ona
de vana mitafy lamba fotsy aby ny ona
raika aby ny ona, agnay ve tsy ona
efa loko iray tsy ho afak’io fa mandrakizay
natoraly natoraly fôna mandrakizay
18 foko, faritany 6 ieah!! teny gasy no ifandraisana
vary no foto-tsakafo
nosy midadasika, sary tongotra ankavia
madasikara vahoaka malagasy
karazan’olona maro bediabe no mifangaro zarain’ny toerana
misy atsimo avaratra andrefana atsinana
zaho sy ianao malagasy, isika rehetra malagasy
ka aza mihafahafa , fa tsa misy hafa
de tazomy ny anao, fehezo ny an’ny hafa
de ho hitanao fa hivoaka ilay mozika hafa
refa loko natoraly tsa ho voafafa na oviana
efa voajagnahary …
…
…
كلمات أغنية عشوائية
- lil woodryc - f.a.y.f. (fuck about your feelings) كلمات أغنية
- joywave - every window is a mirror كلمات أغنية
- boi garantido - hino da alvorada كلمات أغنية
- fedze - last words كلمات أغنية
- frctrd - journey كلمات أغنية
- quantic and his combo barbaro - un canto a mi tierra (cut chemist remix) كلمات أغنية
- nls huncho - old ways كلمات أغنية
- yunlilo - 5am in boston كلمات أغنية
- qvs - mvp كلمات أغنية
- pointed sticks - love or money كلمات أغنية