kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nony mouv - tsy anjara fa tiako كلمات أغنية

Loading...

[intro]
nony mouv,nony mouv

[refrain]
manina,manina anao aho
manina anao aho
manina,manina anao aho
(uh!)

[verse]
ety amin’ny lanitra fahafito aho
fa mba notsikinao(yeah)
ho tanteraka ihany ny faniriako iky ny mba ho eo anilanao
tsy hay ny nanjo fa ‘zaho tena tsy sahy niteny
mody niasa loha rehefa ianao sendra nijery iny
ah!zalahy
fa naninona ary no tsy voalaza ilay zavatra tato am_poko?
voasakatsakana foana ampio aho tompo ô!
fa fanina aho
fa fanina aho(uh!)

[chorus]
ianao tsy anjara fa tiako ô!
tsara ianao saingy tsy ho vadiko ô!
ka miala tsiny(yeah)
ianao tsy anjara fa tiako ô!
tsara ianao saingy tsy ho vadiko ô!
ka miala tsiny(uh!)
ianao tsy anjara fa tiako ô!
tsara ianao saingy tsy ho vadiko ô!
ka miala tsiny(yeah)
ianao tsy anjara fa tiako ô!
tsara ianao saingy tsy ho vadiko ô!
ka miala tsiny
[pre_refrain]
fa indraindray aho manembona satria

[refrain]
manina,manina anao aho
manina anao aho
manina,manina anao aho

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...