nony mouv - tari-dresaka كلمات أغنية
[nony & mouv]
ugrhh!!andriamanitra ô!fa maninona ary aho izany le?
mbola mitana ve ny fahasalamana?haha!huh!
uh!hmm!mm!ao izay ramouv a!miesora ato amiko amizay ianao fa efa te hiaina am_pilaminana aho io
ao fa kely sisa e!mbola hoentiko hanafika sy handravarava an_drafahantrana sy ny ekipany ary ianao izao androany hariva.hahahaha!
ataovy matotra koa le!
yeh,mbola hiara_hiasa amin’ny tanora maromaro.haha!
mba marina amin’ny mama ramouv!
aho any tsa robot ka hanao hazakazaka lavitr’ezaka lava izao
mba vizaka any aho
aza kamo lahy sy kanosa eo ialaha fa raiso ny antsy lava lela dia apetaho ny saro_tava dia andao handeha isika
shhh!mandreraka
kobon’laha ve ireo?
yeh,hitako io
ireo no manankana antsika tsy hahomby
jereo le stivane,mivanivany fahatany ilay tsy manjary ireo
dia ahoana inona ny paika?
‘zalahy any sady avo no ranjanana no bokona
aleo hangingina ary aloha dia izay kely indrindra no vitaina ny aminy e!
eny ary koa
كلمات أغنية عشوائية
- daniel odonnell - morning has broken كلمات أغنية
- tom waits - poncho's lament كلمات أغنية
- daniel odonnell - lovers chain كلمات أغنية
- daniel odonnell - i believe كلمات أغنية
- tom waits - is there any way out of this dream كلمات أغنية
- daniel odonnell - blueberry hill كلمات أغنية
- daniel odonnell - pretty little girl from omagh كلمات أغنية
- tom waits - broken bicycles كلمات أغنية
- tom waits - borma shave كلمات أغنية
- daniel odonnell - one day at a time كلمات أغنية