
nony mouv - mpiatsaravelatsihy كلمات أغنية
[intro]
(raik)
(yeah)
nony mouv
(yeah)
eo
[chorus]
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(io)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(huh!)
[verse 1]
milaza fa tena tia(io)
eto imasoko nef a vao tonga ary
toa mivadika lasa tsy mpankafy
mahakamo ka izaho tsy mahatoky an’ilay mpisandoka
hafa ny taloha
mpitatamoka mahakamo
izao vao fantako tsara ilay fantaro
ka tsy mila karohana intsony f’efa hita(eh!!)(po)
mazava izao,mazava izao a!
tena mpiatsaravelatsihy raha ianao a!
tsy te ho ratsy dia mody maneho hatsarana
efa koboko mihitsy fa odiako adala
mo_mo_mody mitia eto imaso fotsiny io
vao laozana kely dia tsisy fotiny
tsy haiko ny antony vao tsy fantatra
dia fantako tsra fa te hoatotony amin’ny tany aho
[chorus]
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(io)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(huh!)
[verse 2]
efa feno azy ny manodidina
mpiatsaravelatsihy efa midingin_drambo
n’aiza n’aiza aleha efa mivimbin’azy daholo na ny ankizy na ny kid lava
manana toetra ana bibilava
miolakolana lava mandavan’andro
manivatsiva izy mandravarava
miavaka fa devoly be lava rambo
jereo fa mitsinjatsinjaka
izay tany andalovany simbasimba ka
tsy miala fa toetrany io
tsy misinda ka anjaranao sisa ry dimbadimbaka
f’ianao io koa mantsy afaka,mamitapitaka,mandripadripak’amin’ity
toetranao ratsy dia aleoko misitaka satria
[chorus]
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(io)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(‘reo)
mpiatsaravelatsihy(hmm)
mpiatsaravelatsihy daholo(huh!)
[outro]
(raik)
(yeah)
(i’ll give you pleasure)
كلمات أغنية عشوائية
- harry james and his orchestra - i tipped my hat (and slowly rode away) كلمات أغنية
- kristene dimarco - song of your love (live) كلمات أغنية
- jay foreman - stealing food كلمات أغنية
- colyer - enough كلمات أغنية
- new sylveon - даже духи киберлеса (even spirits of cyberforest) كلمات أغنية
- notsolucid - 1-800-fucku كلمات أغنية
- pigsquealer - john fowles كلمات أغنية
- gender roles - deep end كلمات أغنية
- kiran leonard - wild walks كلمات أغنية
- the unity (rock) - god of temptation كلمات أغنية