
nony mouv - misie milay كلمات أغنية
[intro:mr sayda & nony mouv]
allah
nony mouv
ah!
yeah
amesa
ok!
ay!
[verse 1: mr sayda & nony mouv]
aza mitsapa sao dia vaky loha malemy e!(ouuh!!)(‘mesa)
mi_rap hotra mi_letse mamaky aloha mamely e!(yeah)
‘fona ho aho
jehova mamelà(uh!)
mpanota fa lehilahy
fa tsy hampandihy ny aorinany eny am_body camera
m_m mihaja be(hii!!)(alefaso sayda)(nony mouv)
a!!tsy aki_fanopa reny e!(yeah)
satria ny mc be fialonana efa nanompo ahy ireny e!(ouuh)
efa nomeko ny tadiaviny
tadio ve ho aho no iadivany?(haha!)
sao dia mc mitapy ity fa tsisy hitsisy an’lisany(yeah)
lazao hoe firy ny isany
fa ity tsy resaka fantsifantsy
million d’ariary ny lokan’asy ho lalaovina atsy ho atsy
[refrain:mr sayda & nony mouv]
izahay rehefa mi_play hotra milalao babyfoot e!
day by day mi_shoot shoot e!
fa mandresy izay vao mody e!(yeah)
satria m hotran’i misie
m hotran’i mouv e!
ialaha manao jupe plissé
tsy hotra anay mitondra loza e!
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
[verse 2:nony mouv & mr sayda]
razana ialaha raha toa ka mahery tsy maody e!
taloha ‘zaho nahifikifika fa izao efa lamaody e!
aoka sao dia sipa manjakely indray no handeha hikôty e!
‘zaho mibôsy e,mba ho boss e,handôboka milliara am_paosy e(hah!)
rehefa tsy hi_rap mikisaha na maka sisiny
ny rap_nao rehefa mamantsy toy ny lelo ka ahisina
‘zaho m_n_la anaty rap inoako fa mialona tenisany
anontanio an’i agrad mpitarik’aho fa tsy ho taritiny(yeah)
‘zaho ilay takotakona fa vao nipoitra aho dia ny daomy tapina
tsy mila doka aho fa mikiry miafina lelafina ny paradisa fara_tapony
raha tapi_dalak’aleha aza aty no mandeha f’any amin’ny ogh raha mila fantsy patiny ho an’ireo mila vaniny,hoanariny,hoamboariny,mba marina
alao isika efa milamina
miheno sayda anaty vam
na eto mada,na any à maurice,na any à la rome,n’any à paname(stivane)
‘zaho mahinitra laza hiakatra level
misie milay mivazo be ambany tour_eiffel
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
[verse 3:mr sayda & nony mouv]
album agrad is fa f_ck ny pirate e!
ialaha niheno an’i kaaris izay vao mody tia rap e!(‘reo)
‘zay kery,o’kabe,tabda,’ngiah be(haha!)
opta mbappé fa tsy tapidalak’aleha(hotr’anao)
fitaizana anay kolo_tsaina vrai(izay)
freeste ny gouter anay taloha vao recré
a chipper à chopper hatreny amin’ny quartier
tsy maniaky ho lololakon’ny bandina parfait(mivoaha ‘laisany)
saina malalaka fa tsy mipataloha
raha hendry ianao dia avereno ny rap_nao taloha(okey)
fa izahay kosa alao hanao ny anay fa tsy efanao ny anay(uh!)
alao izay mpankafy anay hirevy di’hanao haut les mains(zandry a!)
[refrain:mr sayda & nony mouv]
izahay rehefa mi_play hotra milalao babyfoot e!
day by day mi_shoot shoot e!
fa mandresy izay vao mody e!
satria m hotran’i misie
m hotran’i mouv e!
ialaha manao jupe plissé
tsy hotra anay mitondra loza e!
[chorus:mr sayda & nony mouv]
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
mivoaha ‘laisany
m hotran’ny misie
m hotran’ny mouv e!
كلمات أغنية عشوائية
- le vibrazioni - guardami e costringimi كلمات أغنية
- le vibrazioni - electrip music كلمات أغنية
- le vibrazioni - dedicato a te كلمات أغنية
- le tigre - what's yr take on cassavetes كلمات أغنية
- sinister - unseen darkness كلمات أغنية
- raven lee rockett - from this moment كلمات أغنية
- sinner - blue tattoo كلمات أغنية
- kiss - naked city كلمات أغنية
- sinner - emerald كلمات أغنية
- le tigre - sweetie كلمات أغنية