nony mouv - mifoha كلمات أغنية
[intro]
grrrrum,grrhum!!
ahoana re izany e?
aleo tonga dia petahako
[verse 1]
(yeah)nirava nianatra ny ankizy rehetra rehetra
notsenaina tamin’ny fiara izay nibotsina poketra
manan_katao ilay manana ny etsetra etsetra
tsy niakatra tao izay nahantra fa mba naniry ny hitoetra
dia nianatra mafy mba hampitombo ny an_tanana tsy ampy
kanefa tsy tafa satria izay nivoaka avy ao dia tsy an’asa
voahilika ny madinika fa ny deba no tafita
malagasy miray hina ô!izany ilay tantarantsika
[verse 2]
mahonena isika hatao ahoana e?
ilay fahaleovantena tsy hita fika fa misaona e!
foana e!fahoriana fijaliana foana e!
firaisan_kina aza avela ho dilan’ny fotoana e!f’amboleo
ataovy an_tsaina isika fady leo
fahantrana efa azonao
fijaliana efa ady ireo
k’adonao,hidofotra hanjavona
tanora ô!aza miafina,mifohaza ho an’ny firenena f’ianareo no ho aviny
[chorus]
fandrosoana mila imasoana ny fahasahiana mbola somary anesorana fahatahorana
izay ilay fahatanorana efa misy fahavononana
saingy indro kely mbola tsy ampy fahamatorana
[verse 3]
hafatra ho an’ny tanora
mila miezaka mifoha satria ilay fiainana tsy mora
takio ny zo f’aza avela ho difin’ny ora
anakanjaf ampio izahay f’aza dia atao hoe matahora
[outro]
eh!tsy nandray taratasy any aho nanao an’io
(haha!)
(yeah)
كلمات أغنية عشوائية
- melkorka - heaviness كلمات أغنية
- hell in the club - nostalgia كلمات أغنية
- abao - izuwa 有 كلمات أغنية
- unknownumb - attention كلمات أغنية
- autumn! - say it again! كلمات أغنية
- f e n n - let it go كلمات أغنية
- volkan vvs - bebisch كلمات أغنية
- flying saucer gang - toliau cypher كلمات أغنية
- fsg rell - whatever it takes كلمات أغنية
- dois quartos - e dificil, porra كلمات أغنية