nony mouv - marary an-doha كلمات أغنية
Loading...
[chorus]
maharary ahy ny an_dohako
maharary
dia eo am_pandriana no mampitony azy
[verse]
malemilemy
manjavona fijery aho izany
lasa ny tsiky fa maharary
manangam_panina ny maso
izay sakaf’ho hanina matsatso
mahakivy ahy
mila mpitsabo fa maharary
sorena lava aho
fa matory lava
mba te hiala teto nefa
[chorus]
maharary ahy ny an_dohako
maharary
dia eo am_pandriana no mampitony
maharary ahy ny an_dohako
maharary
dia eo am_pandriana no mampitony azy
كلمات أغنية عشوائية
- isurge music - plano sa hangin كلمات أغنية
- showbiz & a.g. - the answer كلمات أغنية
- mandaryna - sun كلمات أغنية
- poyuchtohochu - икс (x) كلمات أغنية
- geevee - lettera a lei كلمات أغنية
- queentide - bow and spear كلمات أغنية
- fenix flexin - 911 كلمات أغنية
- rubicalfun - hot water (2025 remaster) كلمات أغنية
- gronk (usa) - october (demo) كلمات أغنية
- kill mauri - double trouble كلمات أغنية