
nony mouv - malagasy aho كلمات أغنية
[chorus]
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
malagasy aho,malagasy
[verse 1]
be ny sipa no miteny ahy hoe tsy manam_pitia
tsara daholo nareo f’aleoko ihany maka an’ity
sipa bikana feno hatsarana
ahitana hamanjana izay maka endrika sary tongotra havia
tiako izy satria mampalahelo ahy ny tantarany
miondrika lava izy rehefa eo anatrehan’ireo namany
hila hivaro_tena mihitsy izy amin’ity tsy fananany
izy tokony hinono indray ity no nonon’i mamany(ayy)
miondri_dava hotra anahy izahay samy tsara fanahy
fa izao no tsy nampitovy izy vehivavy ‘zaho lahy
ny anarako nony mouv fa ny azy gasikara
oay tena tsy izay kay moa fa madagasikara
‘zaho malagasy,ianao malagasy,tsika malagasy indrisy mbola misy mifamotika
miady ny ato sy ny ato mifamono mifanaratsy
farany ilay madagasikarako very
lasa miondrika
كلمات أغنية عشوائية
- medved - mirror كلمات أغنية
- a$ap boli - deep reverence challenge كلمات أغنية
- hitta, lilright, yeekona - too hard luv كلمات أغنية
- joanna wang - only child كلمات أغنية
- serrini - let us go then you and i كلمات أغنية
- depth strida - xysticus [deviljin remix] كلمات أغنية
- bleachy - youth كلمات أغنية
- kurtalan ekspres - nem kaldı كلمات أغنية
- los fibos - polvo كلمات أغنية
- bendigo fletcher - sleeping pad كلمات أغنية