kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nony mouv - maharary كلمات أغنية

Loading...

[verse]
maharary
‘nao rehefa tsy tiany
tsy mb’itsikiny
tsy mba ampiana
ampijaliany sy omeny tsiny
ataoko hoe maharary
ho anareo vehivavy
tsara bika,tsara joro
raha hiteraka hamonjy rasazy kosa maharary
ianao raha voafantsy
ataoko hoe maharary fo
dia voatetika ny antsy
ny tanana nahandro sakafo(loza)
fa tena voakaikitra ny lela
voakapok’i dada ialaha nivoaka fa tsy niera(bedy)
toro ny tongotrao aok’izay leka fa tena maharary
vao omaly isika roa no nisangy
dia androany ianao henoko hoe dangy
dia hoy aho mampamangy iky fa izay no lahatra(uh!)
tombon_dalana ny anao f’samy mbola hitsahatr’avy
fa ‘zaho nilaozanao ‘loha maharary(yeah)
nianjera
nozeran’ny hazo
mba te ho deraina
nitazon’azy nefa nihena ho azy
nihalazo
ny hery tsy azo
nidiran’andro
folaka vao omay naharary
voafelaka teha_maina
sipany ianao dia tsy notsenainy
hivonto ny fo raha hoe tsikerainy(hmm)
tsy tody amin’ny zavatra antenainy izy
nitomany ny ankanjony laina
hadino ny fiainana tena izy
resaka tsiky efa tsy ilain’izy maharary
voadoana ny akikely(yeah)
mainty ianao dia antsoina hoe maki kely
aleo tsy miteny,f’aleo afenin’ato am_poko na hеnoko mampijaly
very vola aho androany
ataoko fa fantatrao ihany ilay sary miseho eo tеna maharary
[outro]
(yeah)
maharary

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...