kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nony mouv - izany ny boto كلمات أغنية

Loading...

[intro]
(ayy)(haha)(yeah)
nony mouv,nony mouv
(ayy)(haha)(yeah)(ayy)

[verse]
(yeah)izany ny sipa
mampafanafana hotran’ny masoandro mibaliaka
jereko avy ato afara mampi(ayy)
oay izany bika
raha tsy manaiky ho sipako eo io (uh!) dia iantsoako alika amin’ilay romotra masiaka(yeah)
amin’izay koa afa_ditra mba tsy hiretareta toy (uh!) ny fanaony kiala dita
dia tsoriko ny marina
aoka ianao ho tony tsara sy hilamina(ouuh!)
fitiavanao tsy ilaiko fa ny vatanao no tiako
ka izao
tsy ampahafirin’ny manja ianao
raha izay no tanjonao
tadidio f’hotran’ny vanja ianao
indray mandeha apoaka
dia soloina indray fa loaka
dia ariana satria tena efa mihamatsatso ianao
ataoko f’efa maro no tratra
nahatsapa naratra
solafaka ka tsy afa_nitraka
ny maka lesona angamba no azo atao satria nizaka daka mafy tamin’ny fitia lalim_paka(uh!)
mitombo ny boto
mahita ho antonina foana izy
na manan_tompo ary ianao vonona foana izy
hanao polisy
hanadihady anao ilay môla izy
mila mahazo amin’ireo tsy ampy taona izy
mahazo fafiny amin’ilay(huh!)(fô)
izany ny boto
‘zaho tsy hotr’izany na hino ianao na koa tsy hatoky
nanontontontona androany
dia avy eo nibotsina avy any
dia faly fa nahavita
nilaozany avy eo mitomany(huh!)
[outro]
(yeah)
mitandrema ihany ry sipa kely amin’ny voay fa tena…
maromaro zalahy amin’izao a!(haha!)
(yeah)
nony mouv
(ayy)
mitandrema ihany idry

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...