
nony mouv - idiran'angano كلمات أغنية
[intro]
(eh!)
(yeah)
(haha)
(yeah)
nony mouv,nony mouv(yeah)
(uh!)
[verse]
raha mahay mirap ialaha aza mihevi_tena ho mpanjaka
tadidio fa na mafy ialaha indray andro any ho voadaka
dia ity ny tenako fantsio fa aza mihafahafa
dia ity tadidio aza mialona raha tsy mahazaka faharesena
sao dia tsy hain’laha fa mbola be ny bandy tia mitraka sy ho tafa hibata amboara ampiana fandresana
di’aza mahalelalela hoe ialaha irery no mahay mi_rap(hmm)mitandrema
fa mbola tsy hay izay ho avy any afara
tsy fantatra na hivadika ny tantara hoe ny amfy indray no mihitsana miala
d’ireo nandra indray no lasa ho tompon_tanana
angamba ialaha amin’izany mety ho lasa adala
na mety hitomany dia hiantso an’i mama
na tsy hi_rap intsony izay aloha tsaratsara
amizay ialaha mitony tsy tia walawala
ka tandramo tsara letsy ny vava avoaka sao hitondra loza
tsy hay izay hoavy any afara na ho tafavoaka ve ialaha sa hihemotra hotran’ny foza?
ka ilay manambonimbony tena io my n_gga
dien’izao dia atsaharo
sao rehefa any afara any ianao no ho voa tsy afa_milefa
izay vao hidiran’angano
[intsrumental break]
[outro]
mbola averiko foana ny rehareha io atsaharo
mitondra loza io ka fantaro
ny fahanginana ampiakaro
na rehefa mafy loha dia tohizo ny lalanao tsara tso_drano
dia hano ny tsy fihinana toy ny kalo
amin’izay ialaha mitsitra malaky anatin’ny iray sy valo
sarotra atoro moa efa hoe poizina izao vao ho hanina ihany ny an’ny tsalo
(ayy)
كلمات أغنية عشوائية
- 9ice - bachelor's life كلمات أغنية
- roel cortez - tutulungan kita كلمات أغنية
- trp.p - rolling stone كلمات أغنية
- sunshine christo - 16 pills كلمات أغنية
- azure wrath - paraların neyi var كلمات أغنية
- desmond michael - backnforth كلمات أغنية
- little simz - diamond كلمات أغنية
- solar eruption - end of our era كلمات أغنية
- popeda - lemmenkipee menninkäinen كلمات أغنية
- eyedress - spaghetti كلمات أغنية