kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nony mouv - challenge ety كلمات أغنية

Loading...

[intro]
(uh!)miala tsiny aloha a!
vao misakafo ny tenako(grrumm!grruumm!)
aleo mihitsy aloha atsahatra ity(yah)
(um!)tonga moa ity ilay fotoana nandrasana ilay hoe handatsaka song aho amin’ity herin’andro ity a!
(um!!)dia alatsakantsika eto
(uh!)challenge ety izy ity a!
(uh!)rima miafara amin’ny ety ety ety(huh!)
tsy haiko na azonao
efa vonona ve ny beat ao?
(ô!)efa vonona,efa vonona
aisss!andao ary
(yeah)(yeah)(uh!)
nony mouv,nony mouv(yeah)(uh!)
challenge ety(humm!)(yeah)

[verse]
isan’andro izao ity toa mety
mankafiza ho an’izay tia
ataovy matevina paosinao
fa androany isika hanao fety
ny loakantsika ao kaorizety
andraso kely eo vetivety
‘zaho lava volo ka mila mihety
manao “beau gosse” amin’izay tian’i katie(huh!)
very pretty,feno valala ny tampon_tanety
androany aho hitondra sarety
amin’izay aho mba mivoaka gazety
manambola aho ka hitety farin_tany atosik’amin’ny borety
e!zareo avia aloha mba jereo ity
batabatao dia andao aloha tena hoentin’atsy andao malaky
tsika letie f’efa hilentika ny masoandro
toy ny kanety mijanon’eto io
hita maneto isan’andro
kiala mangeto____ fa lany ny kaliny midofaka indray ny tanàna
adim_baventy ito
tena hoe:”dein,tsy tiako” hotra fantastic ny hafanana(huh!)
ao ‘loha izay ho an’ny androany(yeah)
challenge ety dia nody ventiny ity satria ‘zaho no nigety hatsarana
ny zanak’i zety hotra mitetik’hanao sipako nefa efa manana namana be ity
‘zaho ‘loha tsy nety fa nasiako fialana(huh!)
[outro]
(oh!)
m_n_la izany a!
(uh!)raha mbola mahita ‘nareo dia afaka mandatsaka ao amin’ny “commentaire” a!
(yeah)siora

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...