
nony mouv - bebe mamy كلمات أغنية
[intro]
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho(hmm)
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho(hmm)
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho(hmm)
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho(hmm)
[chorus]
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho(uh!)(yeah)
[verse 1]
milamindamina izahay(uh!)
milamina tsara eto ambanivohitra(yeah)
bebe mamy rehefa nanontany hoe avy aiza aho?
avy any ambany foitra mantsy ahy(haha)
nidina ny tohatra aho vao nahatsiahy hoe ny laoka kay no saika hasiako sakay(uh)
ny fahantrana koa moa ity efa tsy hay hoe handrotsirotsy sa handoro mahamay?(haha)
ny fety ity ho avy kanefa ny vola tsy misy
hadinodino ilay fety satria vao mitady
rehefa hita ny vola ny fety indray tsy manandrify
tena tsy hita e!tsy hita e!fa
misambônjimbôjy izany
izany ka hoe mampijaly
jaly foana no iainanay ve?(no)
mba te hiova izahay kanefa(yeah)efa fantatrao ny lentan’ilay fahantrana eto iaretana
[chorus]
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho(uh!)
[verse 2]
tsy mila forokota(yeah)
fa hafaliana no tiako hipoitra(po)
amin’ity takolakao botabota(bo)
mena mavokely hotran’ny rotra(po)
resak’alahelo efa tofoka ny tenako aza avela irery intsony fa miterak’elanelan_tany raha resa_feraparin’alahelo no hisosoka
efa leo andro mikotroka aho
mila otrik’hafaliana mikotrika aho(yeah)
hiterak’ariary
avy eo ny zava_boary potika(huh!)
tena tsisy mpitodika
izay loto ve moa hivakiana loha?
ny ao an_tsainy nef a mba te handroso
nefa maloto ataony hoe mahasoa izany(humm)
fantatrao kanefa mbola atao
halatahaka no betsak’eto(hey)
na mety io na tsy mety aminao
dia izay
revena milay,ho may
[chorus]
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho
fa rehefa faly i bebe mamy
dia faly koa aho
[outro]
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho(hey)
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
rehefa faly izy dia faly aho
كلمات أغنية عشوائية
- vk mac - baddie كلمات أغنية
- russ - note to self كلمات أغنية
- vienna (freestyle) - two wrongs (don't make it right) كلمات أغنية
- kuklon - чужой - в/в/н (stranger - u/d/n) كلمات أغنية
- redacted nation - dihelleng كلمات أغنية
- 黒澤ダイヤ (dia kurosawa) - dance with minotaurus (solo ver.) كلمات أغنية
- leno - run it back كلمات أغنية
- balla - feds watching كلمات أغنية
- 小原鞠莉 (mari ohara) - 未体験horizon (mitaiken horizon) (solo ver.) كلمات أغنية
- mitch jones - emily كلمات أغنية