
nony mouv - asehoy كلمات أغنية
[intro:nared & nony mouv]
nared
nony mouv
306
[intro:nared]
(euuh!euh!)ny insta voakapoka
illicite tonga tampoka
hotra ny déguer
ampirehetinay ilay mic e!
[verse 1:nony mouv]
aleo ‘zaho hipoitra f’efa ela no niafina
tsy matsiro ny zava_bitako raha lelafina
ny mc ankehitriny midongy ho tehafina
misora_tena ho mafy nefa tsss,tsy mafy ‘laha
jereo moa ireo nared e!
hotran’ny hoe kanety e!
mora mipitipitika tsy hita vetivety e!
marary ny fony k’aleoko aloha mangina heky e!
manangan’ady di’avy eo love aleo hirediredy eo
[verse 2:nared]
hafa mihitsy ny méthode
mi_eliminé puriste aho focal
kôzio ny raccourci f’hitsiko fa tsy miainga aty tenisany hotran’ny mc local
limité_ko ny inspi_ako fa sao ho sale(yeah)
ataoko rima tsotra sao tsy takany raha resak’ass social
mental tsy mitovy bro f’lisany miady ho fav’
mandeha ho azy self_madе hajaina izahay tsy mila vava
anaty tsss tata ialaha mandresy fa tsy anaty vaisseau misy ahy
tsisy miracle еto fa miasà
ilay tinao tsisy aty fa qualité foana no ataonay
tsy ‘laha maharaka no ilaina f’ialaha kôpy hoe iza no vendrana dia iza no mahamay
[verse 3:nony mouv]
sady vokatra ilay katsaka ho aho tato ho ato
mampidegoba satria tsy matsiro fa matsatso
izay hira avoakany a!
feno habadoana manakohako
tsy mahaliana fa mangina teo ity fa mampatory
izao ny zava_kantony,tena hoe haboana mivaingana no atorotoro sy mba ahantona
mampanoaka,mampi_te handaka mihitsy tony
io fa tamy,nared ô!ilay varavarana akatomy
sao dia fo madion’i maria(k’aleo akatoka)
tsy hay izay ao an_tsain’i lery na te hikapoka
te hametrika amin’ity ketrika tsy hampifantoka
rehefa ratsy dia ratsy na ho video 4k
[verse 4:nared]
mety hoe mora be ilay miadana dia ianaranay ny miafy
vitaiko eto ny sitrapoko f’any ankoatra efa life hafa
niquer_na no mamp’à l’aise azy
bad buzz no mampalaza ny hafa ataonao bontana nefa any ambavanao ilay zaza
b_tch,mauvaise tena
‘lay nilaza tsisy hahasolo iny nefa nosoloiko peace
fa antsika tsy nampianao di’afaka manipulé_na
f_ck izay tsy anaty liste mi_spoil anaty studaka
tsy aty ialaha mi_suce sao découpe na voadingana
ilay tarika misy an’azy ‘zafady bro fa tsy hitako
voafehy ny tactique aty
voafehy ny explicit
f_ck_eko ny tri_six niova be ilay sy_ga
be loatra ny mpiangaly fa tsy hanaiky ilay specte
avy nikiff trois titre dia lasa mc
normal ny heritage_tsika hotr’anti_bag_ny
ny carrière an’i tenisany efa vitanay aninanina
[verse 5:nony mouv]
‘zaho tsy fahita lavitra ka hobaikona amin’ny commande
ka hoe izay mety aminao tsy maintsy ho tanterahako avy
(no,no,no)azafady
‘zaho tsy mila ady fa m_n_la anaty rap
dia marary fo ry tazy
tena mahasositra avy
manoatra noho ny vehivavy ma..
(maninona?)
mampite_hanoroka no hampite_hamono ka no mampite_hamorika
satria ny artista amizao ho’ aho feno koroka
tena mila atoro ka fa mameno ny tanàna
rap aho rap,tsy trano maloto fafana hozy rndr
ataoko f’ampy amin’laha tsara iny
leoleo avy ato dia lasa indray manao jarina
tena efa nahiana
amin’ity feo mivaralila
tsara aminao ariana eny amin’ny daba_pako fa tsy mahaliana
na hano fitafiana,tsara be hotran’ny inona ianao
efa hoe izahay tsy mila anao(ha!)
inona no tsy mazava
eto hatramin’ny zaza kely efa midongy te halaza
fa tsy tafa satria tsy talenta fa nahita ny hafa mba nanao dia mba hanao koa zandry kely izao nifafa
[verse 6:nared]
ny saiko mihamanenjik’ahy
ny tanako tsy haharaka
‘tady hanoratr’ankavia aho rehefa reraka ny havanana
matory aho rehefa max
tsy hoandevozin’ny henatra aho
rehefa ampy ny ahy dia ajanoko
mbola be ireo tiako havoaka cinq titre isam_bolana f’aleo mba hi_flex(yeah)
violence morale ary taty niala maina
fa nankaiza ny inspi anao fa feno s/o ny texte
[verse 7:nony mouv]
miala tsiny aho raha nanindrona na hoe namantsy ka
ataoko fa nazava ny hafatra nifantsika
dia mbola ampiako satria tiako ity rehefa mandona
tapeniko ny daomin’ny bokira ka mifona amin’ity hoe
asehoy mba ho hitanay
ilay hira rastsy miseho milay(hey!)
asehoy mba ho hitanay
ilay hira ratsy miseho milainao
كلمات أغنية عشوائية
- pristina - the ides of may (heat wave) كلمات أغنية
- future - cuddle my wrist كلمات أغنية
- the grouch - juxtaposed كلمات أغنية
- korpiklaani - ieva's polka كلمات أغنية
- chadia rodriguez - dissing beba كلمات أغنية
- futparódias - firulagem كلمات أغنية
- diana king - smooth girl كلمات أغنية
- deepend & joe killington - could be love كلمات أغنية
- asian da brat - run up get dun up كلمات أغنية
- mask of prospero - portrait كلمات أغنية