
nony mouv - andrana كلمات أغنية
[verse 1]
(yeah)gaga ianao izao mahit’ahy
hoe iza koa ity hilaza inona angaha?
henjana ihany rehefa tsy malaza
tsy fantatr’olona satria vao nandra
dia tsy raharahako koa na tsy hazava
tohizako foana ilay ezaka lava
na misy io na tsisy mpitazana
satria ny asa atao amin’ny fo hozy stivane mitondra fahombiazana(yeah)
ny nofy alefa foana hoe ‘zaho koa mbola ho misie sayda
di’hozy ianao hoe miteniteny foana aho
dia ekeko satria ‘zaho mbola fara_gida
hatreto aho mbola miady irery
tsy manana an’iza an’iza mba hanampy(yeah)
dia tsy kivy aho,tsy very vao omay falifaly,faly satria ‘zaho mi_rap(yeah)
[chorus]
na tsisy mpahalala
dia miezaka,miezaka hatrany
dia manantena ihany
hoe mbola ho tafa aho
ho tafa indray andro any
[outro]
na tsisy mpahalala
dia miezaka,miezaka hatrany(yeah)
كلمات أغنية عشوائية
- fito & fitipaldis - yo soy un animal كلمات أغنية
- sara kays - home for the summer كلمات أغنية
- eman - glisseur كلمات أغنية
- kalew nicholas - do catre كلمات أغنية
- getaway dogs - lagunas كلمات أغنية
- morgane matteuzzi - nightmare كلمات أغنية
- nil_o - float away كلمات أغنية
- криспи (krispi) - ysl كلمات أغنية
- rumr - sage mode كلمات أغنية
- judaea - i wanna feel كلمات أغنية