
njakatiana - efa izay كلمات أغنية
Loading...
izay miteny sy mahita dia milaza fa diso hono isika
dia mitsara sy mitory tsy mahalala ny antony akory
misy indray tsy mba izay fa ny azy fialonana hatrany
miasa loha hanaratsy dia mikendry hamono hahafaty
nefa fo tafaray sy tafiara-droa nofo roa ho tonga iray
izay mikatsaka mafy ny hifanasoa hiaraka mandrakizay
raha ohatra manko ka hifanadala hifanimba hafa izay
fa ny antsika fitia tena matotra tsara efa izay koa inona indray
(izay hiteny sy haneso tsy rarahantsika efa izay koa inona indray
dia izay)
mahagaga ny olon-kafa ankehitriny izy ireo mihafahafa
toa midify tsy mijery, mety ho anisany koa angamba ireny
namanao namako nefa hita ho miharatsy fo
mianjola dia mankahala io fa manao fijerin’adala
كلمات أغنية عشوائية
- shezzy - 3 litery 1 miłość كلمات أغنية
- kenna fannee - paper rings كلمات أغنية
- young shee - we on كلمات أغنية
- juanita du plessis - by jesus se voete كلمات أغنية
- ana bekuta - kralj ponoći كلمات أغنية
- impvlse - white noise كلمات أغنية
- confidence man - break it bought it كلمات أغنية
- zymic - obviously كلمات أغنية
- lil pj - paper chasing كلمات أغنية
- muze sikk - immunize كلمات أغنية