niu raza - sipan’antananarivo كلمات الأغنية
[intro]
sipan’ antananarivo
mandravarava, ohatran’ny jiolahy mandrobaroba
sokafy ny sofina roa
fa sao tsy maharaka fa avy indray niu raza
hain’lah vao miainga ny intsru
toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
sipa milamina ny aty
ny hirako am radio ihany no henon’ lah miodina
[chorus]
sipan’ antananarivo
mandravarava, ohatran’ny jiolahy mandrobaroba
sokafy ny sofina roa
fa sao tsy maharaka fa avy indray niu raza
hain’lah vao miainga ny intsru
toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
sipa milamina ny aty
ny hirako am radio ihany no henon’lah miodina
[verse 1 ]
iza moa ikalaniu
tsy iza fa zanak’i gasikara
kiala fohy fa be mokon doha
amparibe mahalala ah tsara
zanak’iny mahamasina iny
tsy mba foiko tsenan’ alakamisy
merina fa tsy izay fotsiny
tsy mifidy foko zah malagaasy
nialehibe teny am quartier
67 tokotaninay
atsimo sy avaratra e
tsisy tsy nilalaovanay
rehefa eny an_dalambe
mitodika be sy ny maro
be ireo faosika eny an_tsena
te ho otranah f’aza afangaro
kialakely lava tongotra
lasa hatrany etats unis
zah koa betsileo maranin_tsaina
tsy nanambady fa boursiere
na ireo sipako taloha
manenina mihaino androany
ary tafakay kialaniu
takizay tsy nariako tamizany
be ireo naniry ahy ho lavo nefa izaho dia mbola eto
tsy haiko aloha nareo fa za ndray tsy manaiky lavo
na dia tsy moramora aza ny mifoha hiasa isan’andro
ny razana efa niady ka tsy maintsy mijoro
[chorus]
sipan’ antananarivo
mandravarava, ohatry ny jiolahy mandrobaroba
sokafy ny sofina roa
fa sao tsy maharaka fa avy indray niu raza
hain’lah vao miaingy ny intsru
toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
sipa milamina ny aty
ny hirako am radio ihany no henon lah miodina
[hook]
io ooh
io ooh
io ooh
zanak’iantaninarivo ooh
[verse 2]
aleo tairina ny vakondrazana
fomban_drazanantsika dia sarobidy
tady ho faty tsy maintsy harovana
mba ho lovainireo fara amandiby
andana teneno ny manodidiny
namoka hira indray ikalaniu
andana henaro ny tononkira
dia hirao mafymafy ihany koa
[chorus]
sipan’ antananarivo
mandravarava, otriny jiolahy mandrobaroba
sokafy ny sofina roa
fa toa miala any indray niu raza
kombon lah ny intsru
toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
sipa milamina ny aty
ny hirako am radio ihany no henon lah miodina
كلمات أغنية عشوائية
- far east movement - focus كلمات الأغنية
- the ubc (usa) - 2 all serious thinkers كلمات الأغنية
- klangkarussell - sun don't shine كلمات الأغنية
- gigi finizio - adesso كلمات الأغنية
- unsane - against the grain كلمات الأغنية
- pete powers - x marks the spot كلمات الأغنية
- christopher sears - new york times كلمات الأغنية
- erol evgin - sevdan olmasa كلمات الأغنية
- werdoze - hello كلمات الأغنية
- tezatalks - stfd كلمات الأغنية