
mirado - tena tiako ianao كلمات أغنية
Loading...
androany izao dia izao
izao no ilazako aminao mazava
ny ato am-poko hatramin’izao
ka mba raiso sy henoy
fa mba hiangaviako mihitsy ianao
tsy fanaoko izao,ny hilaza hoe:
tiako ianao
sanatria tsy sangisangy
na teny an-tendromolotra ihany
izao lazaiko anao izao
raha tsy mino ahy ianao
indro averiko indray ho renao
tiako ianao,tena tiako ianao
ref:tsy manery anao anie aho
tsy hoe koa hoe mitalaho
fa ny ato am-poko
izay ao anatiko
izay no tsoriko aminao
raha tsy mino ahy ianao
indro averiko eto indray ho renao
tiako ianao,tena tiako ianao
tsy miandry valiny aho
zaho tsy hangataka hiaraka aminao
tsy izay no tanjoko
fa raha toa tsapanao
fa mitovy lanja amin’ny ahy ny fitiavanao
dia raiso ny tanako
كلمات أغنية عشوائية
- waren nene - get dis money كلمات أغنية
- gianni & kyle - u&me&hennessy كلمات أغنية
- night tales - back 2 me كلمات أغنية
- crucial star - i'm the one كلمات أغنية
- sentin'l - je m'excuse au nom de l'homme كلمات أغنية
- keso - brucegrove كلمات أغنية
- masicka - dem ago dead كلمات أغنية
- egert milder - live+love+grow كلمات أغنية
- tommy g - low key كلمات أغنية
- p.a.p.a. (pas d'argent, pas d'agent) - carré noir كلمات أغنية