
mika sy davis - amiako anao كلمات أغنية
Loading...
oooh ooh ooh yeah
tonga zaho andeha hisôma lamozika
zegny donko ataoko mbo
hampitambatra antsika anh hen
tonga zaho andeha hisôma lamozika
zegny donko ataoko mbo
tsy hampisaraka antsika
mankatia anao
fô zaho mila anô
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva
fitiavagna ah ah ah
sy fiarahagna
allo fô…
tandrignesa mô…
ambilé nô zaho mbo hikoragna
ambarako anao, rah marigna atsia oh yeah
ambilé nô zaho mbo hikoragna
atoroko anao, fitiavagna…
tandrigneso ny hira
ataovy souvenir ah!
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva
fitiavagna ah ah ah
sy fiarahagna
amiako anao ny tegna tsara
amiako anao ny tegna meva…
كلمات أغنية عشوائية
- grateful dead - franklin's tower كلمات أغنية
- gordon lightfoot - cabaret كلمات أغنية
- grateful dead - bertha كلمات أغنية
- gordon lightfoot - minstrel of the dawn كلمات أغنية
- grateful dead - loser كلمات أغنية
- gordon lightfoot - it's worth believin' كلمات أغنية
- grateful dead - he's gone كلمات أغنية
- gordon lightfoot - leaves of grass كلمات أغنية
- gordon lightfoot - ghosts of cape horn كلمات أغنية
- grave digger - funeral procession كلمات أغنية