
melky - aza viraviraina كلمات أغنية
hay ve, izy hono tsy tia ahy
hay ve, toa namitaka ahy
hay ve izy ilay nilaza ho tia
hay ve, niatsara velatsihy
sanatria, sanatria
aza viraviraina izy io rehefa tia
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
rehefa tia anao izy, aza osihosena…
ohô ôhô…
aza viraviraina izy io rehefa tia
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
rehefa tia anao izy, aza osihosena a…
_
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka tomany
(mitomaaany)
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_hahaha_any
marary anao izy ka mija_aly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_haany
(mitomaaany)
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_haha_hahahaaany
o_oho ôhô… iehe eheh…
_
ho aiza ary, tsy hitako izay ho atao
(ha aaa…)
ho aiza ary, izy lasa nandao
ho aiza ary izy, ilay nilaza fa tia
ho aiza ary, niatsara velatsihy
sanatria, sanatria
aza viraviraina izy io rehefa tia
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
rehefa tia anao izy, aza osihosena…
ohô ôhô…
aza viraviraina izy io rehefa tia
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
rehefa tia anao izy, aza osihosena a…
_
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka tomany
(mitomaaany)
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_hahaha_any
marary anao izy ka mija_aly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_haany
(mitomaaany)
marary anao izy ka mijaly
(mijaly)
mahatsiaro anao izy ka toma_haha_hahahaaany
(mijaly)
o_oho ôhô…
aza viraviraina izy io rehefa tia
(mijaly)
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
(mitomaaany)
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
(mijaly)
rеhefa tia anao izy, aza osihosena…
ohô ôhô…
(mijaly)
(tomaaany)
aza viraviraina izy io rehеfa tia
(mijaly)
aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
(tomaaany)
fantatro ianao fa manam_bola sy harena
(mijaly)
rehefa tia anao izy, aza osihosena a…
(tomaaany)
(mijaly)
(tomaaany)
(mijaly)
(tomaaany)
(mijaly)
(tomaaany)
paroles retranscrites par
teny gasy
كلمات أغنية عشوائية
- maren markos - talk my shit كلمات أغنية
- brunke - winter كلمات أغنية
- ladose (gr) - aπό μια kαύτρα كلمات أغنية
- lilcockpump - splashin' كلمات أغنية
- buhodermia 夜 - i can't believe u كلمات أغنية
- ricky hil - smack كلمات أغنية
- torrente - por una mujer كلمات أغنية
- tony 2milli - il cairo كلمات أغنية
- rivilin - taken back كلمات أغنية
- bassi maestro - fuori dal coro (short version) كلمات أغنية