marion (mg) - lay tia anao كلمات الأغنية
tsy mendrika anao mantsy
ireny nafoiko ho anao
eny tsy ampy foana angamba
ireny rehetra ireny
(ireny rehetra ireny)
na niharitra ny mafy eny aho
tsy mba nilaozanao
fa ianao nitsiky
nizara toky ho ahy
[chorus :]
dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe :
‘lay tia anao
te_ho anao mandra_maty
teo no nahatsapako
eny mbola tsy voafafa ilay fitia
izay mba tato an_tsaiko
raha nolazaiko anao dia
mba te_hanaiky, tsy mendrika anao anefa
ho anao foana, ho anao foana ho doria
nekenao fa ny antsika
ny fo no nampiray, hatreo izay nampanahy anao
aleo izay sarotra, efa resy izay androany
ka ny androko rehetra, afoiko ho anao
ho anao tsy misy fetra
raiso ho anao na dia kely aza afoy
ho anao irery ny atao am_po
[chorus :]
dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe :
‘lay tia anao
te_ho anao mandra_maty
teo no nahatsapako
eny mbola tsy voafafa ilay fitia
izay mba tato an_tsaiko
raha nolazaiko anao dia
mba te_hanaiky, tsy mendrika anao anefa
ho anao foana, ho anao foana ho doria
hatrizao no nahatsapako fa
nandresy ny andro mafy aho
satria teo foana ianao
dia isaorako anao foana ireny
[chorus x2]
dia nambaranao
‘lay teny manamafy hoe :
‘lay tia anao
te_ho anao mandra_maty
teo no nahatsapako
eny mbola tsy voafafa ilay fitia
izay mba tato an_tsaiko
raha nolazaiko anao dia
mba te_hanaiky, tsy mendrika anao anefa
ho anao foana, ho anao foana ho doria
كلمات أغنية عشوائية
- aiman jr - ninja كلمات الأغنية
- laufey - best friend كلمات الأغنية
- mondo marcio - 11° comandamento كلمات الأغنية
- milena benites - mientras exista en el mundo كلمات الأغنية
- brokebois / broke boi records - da south كلمات الأغنية
- buddy brown - wolverines كلمات الأغنية
- nive nielsen & the deer children - tulugaq كلمات الأغنية
- ck the rapper - kings كلمات الأغنية
- yung vision & young lime - mama كلمات الأغنية
- michael winther - the man in the starched white shirt كلمات الأغنية