
mahaleo - tanalahy ny foko كلمات أغنية

izay mena valala
izay tiana malala
nefa ianao raha te_hiala
dia aza misalasala
hatrizay ianao
no tompon’ny safidy
izay tianao no natao
satria anao ny didy
nefa t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
nefa t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
raha ny tany malemy
azo anorenam_pangady
feno eny rehetra eny
f’izaho no tsy te_hitady
nefa raha tianao izany
dia sahiko ny milaza
f’izao dia izao ihany aho
hahita ny sahaza
satria t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
satria t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
tsy ny masoandro matory
no hahafoana ny taratra
ny volana koa anie boribory
mirehitra fatratra
ianao no handeha
soava dia, mahereza
ny tia ahy be dia be
be ny mpitady seza
satria t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
satria t_n_lahy ny foko, mahay miova loko
nefa aza manantena
f’izaho no hitomany
na hiantso hoe miverena
nofinofy izany
fa fanajana anao
no nampipetraka ahy
ianao indray no te_handao
oay, soa ihany lahy
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
tretrika, tretrika ny foko, hahazo hiova loko
كلمات أغنية عشوائية
- zhivago - everything at once كلمات أغنية
- bj putnam - ask (live) كلمات أغنية
- fisz emade - sponsor كلمات أغنية
- freaky dray - average كلمات أغنية
- ssb - time to roll كلمات أغنية
- café tacvba - esa noche (versión de estudio) كلمات أغنية
- megan thee stallion - stallion houston cypher verse كلمات أغنية
- the brothers comatose - tops of the trees كلمات أغنية
- allan mortensen - musikalske venner كلمات أغنية
- niacavaon - shinjuku squad كلمات أغنية