
mahaleo - hanaraka anao كلمات أغنية
Loading...
hanaraka anao,toy ny aloka
ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka
fa raha mbolamisy,tarapa-hazavana
tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana(2)
tsy andriko intsony,ny andro maraina
azahoako hifoha,hamonjy anao ry aina
ka tsy hiala teo indray,raha tsy ny andro no hariva
nefa injay ny masoandro iva d iva (2)
izaho anie ka zaza,tsy mahasara-dreny
hanaraka anao,eny rehetra eny
ianao irery no afaka,ampitony ny tomany
raha toa ho solafaka,ianao no hanarina ahy hatrany(2)
ny vavan’ny sasany,tsy ahoako intsony
fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
ka ny vavaka atao,dia ny mba aharitra hatrany
aharitra tokoa anie,zany fiarahtsika izany(2)
كلمات أغنية عشوائية
- swans - finally, peace كلمات أغنية
- little jesus - la magia كلمات أغنية
- pink guy - peta on my dick كلمات أغنية
- father john misty - i love you, honeybear كلمات أغنية
- yrgod - last world problem كلمات أغنية
- spreej feat. jayh - wie zijn wij كلمات أغنية
- hanka paldum & ansambl cultura music - moj dilbere كلمات أغنية
- mila j - oohwee كلمات أغنية
- necro - sex with female rednecks كلمات أغنية
- jon pardi - cowboy hat كلمات أغنية