mackinley music ft mymen kaid - tsy ahitan-doto كلمات الأغنية
intro:
okay okay okay… tsy ahitan_ doto, you know?
mackinley music motherf_ckuuh, sivy folo k!lla, n_gga
refrain:
tsy ahitan_ doto, tsy ahitan_ doto
tsy ahitan_ doto, mitapy be ny street, kiala tsy ahitan_ doto
tsy ahitan_ doto zany kiala, tsy ahitan_ doto zany kiala
tsy ahitan_ doto zany kiala, za tsy miteny maloto oz’kiala
jahmisa:
milalao vola, sady miala voly, fa tsy mivaro_ body zany kiala
mc_cke dia msh_t dia mbaise, zany mintsy hono no tena tin’i kiala
izy nefa mody nandra, hapitapy anireo boto nandra
tsy ahitan_ doto, mitapy be ny boto, izy sady manja
mitandrema lesy man ah, fa io sipa io mahay
mampfila lesy man ah, nenlah no alainy
tsy otr’zao ilay fiainanio eh, saro_ tava fotsiny nenio eh
lalana ho diavina nenio eh, tsy mitovy ny omaly sy ny anio eh
kaid:
f_ck, enao toa mampiesona
mievitra anah vendrana, miesona, lainga no asesiny
ny any an_ tsaina velesiny, tsy fantsy fa efa lefona, ny fonao tandremo sody goka
kiala aloha manja mapiaiky
mila tsenaina q7, mila jack da’ vao cul sec, elah vao mandona dia chèque
tia ho princesse nefa fake kiala, vola voa love ouz‘ny fihetsik’i kiala, tsy ahitan_ doto еny amin’ny endrik’i kiala, very elah nеfa voa miondrika kiala:
sh_t sh_t sh_t sh_t, otrin’ny hoe tsy makany am chiotte ny pozin’b_tch b_tch b_tch b_tch
tsy ahitan_ doto hono izy eh, tsy mirevy boto hono izy eh
(refrain)
tix:
tsy misoratra amin’ny tavany ny toetrany
fa fitaka ilay hatsarana hita eo amin’ny hendriny
izay lalovany dia maniry ny toerany
mahita anilay fiaingan’ilay bika ntezerany
andatsaka anlah nefa ny serany
demonty sady fandrika ny fiainana asehony
misarika anlah nefa ny fihetsiny
raha matin’drendrarendra elah votarika dia very any
nax:
kiala intelligente, lava fantsy
manambaka pata, ny fikany solo
mampirevy poto isan’andro
alaina merco maraina, atoandro
ny hariva mbedo
matin voa mody i tsain, mivika be tandremo
mandainga amin’ny ankizy
nekena manam_bola sady bonne izy
mkiff mm izy, dia miheno 90’s
nefa manao fika masiso
ared:
io mdope dia mtise sady lestim gyal
tsy ahitana adalàna nefa izy rude gyal
izy miaina mangina, fa ny ao an_ dohany andringana sy apitapy ny lohan’ireo boto matikambo
tsisy tsy mitsiriritra anazy rehefa mandalo eny am’bloc tsisy tsy mijery anazy
elah miketriketrika ny ho tafa, nenazy ny fiainana raisiny ho vazivazy
(refrain)
________
كلمات أغنية عشوائية
- thechristianrapper - dax, i'm not done! كلمات الأغنية
- koniec świata - jedna ręka nie klaszce كلمات الأغنية
- unify collective - livin' good, playin' hard كلمات الأغنية
- cotillon - promises 1 كلمات الأغنية
- tro universe - soda كلمات الأغنية
- immaculate fools - she fools everyone كلمات الأغنية
- daniel moro - matki morderczynie كلمات الأغنية
- assaf - 13 novembre (freestyle) كلمات الأغنية
- gucci mane - dope love (the spot soundtrack) كلمات الأغنية
- never back down - mr. sea كلمات الأغنية