
lolo sy ny tariny - ianao mitady كلمات الأغنية
ianao mitady olona tena mafibe
hiantoka anao amin’ny mafy
hay ianao mitady olona tena kalabe
hiantoka sy hampitafy
hay ianao mitady olona feno fandeferana
ahazahoana mampirafy
hay ianao mitady olona tena mafibe
hanaraka anao amin’ny gafy
taty, taty, taty ianao no nitonantonana
f’izaho, f’izaho, izaho namaly moramora hoe:
any lavidavidavitr’any indray mba mitady
any angamba misy
ts’izaho velively izany bandy izany
tsy izaho velively ny olona mazana ahavita izany
f’izaho bandy kely tsy ampy sakafo
tsy ampy sokay
izaho tsy mba nanana zavatra lafo
hatramin’izay
naleoko tsy nanana olo-nitia
toy izay hanan-dratsy
izaho bandy kely, kelikely sandry
tsy mba nigafigafy
tany, tany, tany aho no nitonantonana
f’ianao, ianao, ianao nandroaka moramora ka
any lavidavitra any aho mba hitady
any angamba misy
tsy indry velively izany kala izany
tsy indry velively no olona hiharitra anay amin’izany
lolo sy ny tariny
كلمات أغنية عشوائية
- zero6 - milliers de kilogrammes كلمات الأغنية
- brian yoong - purple rain كلمات الأغنية
- $ecret (2020-2023) - спасать (save) كلمات الأغنية
- joyce kwon - ruby, 6 كلمات الأغنية
- fiinka - довбуш (dovbush) كلمات الأغنية
- avatar (pre savatage) - you said كلمات الأغنية
- chage and aska - さよならは踊る (sayonara wa odoru) كلمات الأغنية
- pink floyd - keep talking (radio edit) كلمات الأغنية
- benjamingotbenz - right now! outro كلمات الأغنية
- lin littleton - life كلمات الأغنية