lola - mbola tena tia anao كلمات الأغنية
avelao aho hanazava
fantatrao fa diso
toa moramorainao fotsiny amin’izao
ny saiko lasa adala noho ianao
tsy mahafoy,tsy hisaraka aminao izany aho
dia sanatria dia ireny ve
noho nahatezitra anao
ka nahatonga anao nivadika toy izao
tena nitia tamin’ny fo iray hianao
tena nitia tamin’ny fo iray ianao
ref: aza hilaozanao
ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
mba hamindrao fo raha azonao atao
aza hilaozanao fa mbola tena tia anao
avelao aho hanazava
mba omeo iray minitra aloha
tsy vitako ataoko ahoana ny hiaina raha tsisy anao
manahy ny fo
tsy eken’ny saiko ny hoe hisaraka aminao
torovana, mivalanketraka
ref: aza hilaozanao
ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
mba hamindrao fo raha azonao atao
aza hilaozanao fa mbola tena tia anao
lazainao fa efa tapaka ny hevitrao
tsy niala nenina fa tonga dia nandao
soalahy tsy rariny kosa
ref: aza hilaozanao
ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
mba hamindrao fo raha azonao atao
aza hilaozanao
fa mbola tena tia anao
كلمات أغنية عشوائية
- veztalone - la cesárea كلمات الأغنية
- filah lah lah - tonight / what has love done for you كلمات الأغنية
- cliffe - spoke too soon كلمات الأغنية
- lotus armor - i'll do it if you want كلمات الأغنية
- miky woodz - la mvp كلمات الأغنية
- michaela und jimmy - fische كلمات الأغنية
- black juniors - hey disc-jockey كلمات الأغنية
- puente de dinero - tati كلمات الأغنية
- proud father - the view of mars from earth كلمات الأغنية
- mareta andrey - мне тоже (me too) كلمات الأغنية