
kresnik - sturdy كلمات أغنية
[pre_chorus]
st_rdy, let’s get it
mbola kanto no mona lisa n’iza mandihy
[verse 1]
syga foana ny guedro
valala ifanapahan’ra pedro
tsiambaratelo s/o tetro
nsovaliko ny rap à la pedro
aza misy mteniteny
fa reo opps ho ataoko mipenipenina
rookie de miseo mipendipendina
dia lozany zala mipelipelika
nefa tsy zay lay moov’
fa lay os lasa puriste
mijery anreo mc rehetra efa niova
za tsy voatery manao zay tiany
zay very tsy hita taminy dimy amby efapolo
za tsy hitady tsy hitady anzany
f’aleoko mikiry ny akany ambony
rehefa eny ah ikarakarakara ny rad misaotra nanolokolo
[chorus x2]
st_rdy let’s get it
malagasy nefa manimba
zay izesta dia maninona ?
efa lera mamaliza !
mbola kanto no mona lisa
n’iza mandihy
zay manaraka avy ato arina
tairo mikisakisà ho ary
fombafomba rehetra tsy arina
[verse 2]
fuego ny homies f’ianao no iza no anankana anay ?
tе hanaraka anay mila mi pactise zay zay vo mandray
koboko zala fa handah, dia za koa anisany
any anatin’ny aizina no ahitako hazavana fa tsy tia mitambatra amin’ny any lisany
zay m_n_la m_n_lazy m_n_la foana s’isank’hariva
mavokely ny lokon’ny juice ohatran’ny plis ny apis an’iza ?
odеb oh no efa quali ny a_ka_li mivovo mila kaly
de tsy maintsy mi k!ll it…
[chorus x2]
st_rdy let’s get it
malagasy nefa manimba
zay izesta dia maninona ?
efa lera mamaliza !
mbola kanto no mona lisa
n’iza mandihy
zay manaraka avy ato arina
tairo mikisakisà ho ary
fombafomba rehetra tsy arina
[verse 3]
misekaseka io miseka ana
misananaka samy sahy koa zay
misababaka tsisy sakana
nenay sambo nenazy lakana
alab ray de niletika izy rehetra
lalina tsara ohatrany filatsahako
eny ambony prod za manimba
malagasy zay fa tsy simbany
[chorus x2]
st_rdy let’s get it
malagasy nefa manimba
zay izesta dia maninona ?
efa lera mamaliza !
mbola kanto no mona lisa
n’iza mandihy
zay manaraka avy ato arina
tairo mikisakisà ho ary
fombafomba rehetra tsy arina
كلمات أغنية عشوائية
- he isvilla - melanin (diamonds and pearls) كلمات أغنية
- dino blunt - internet كلمات أغنية
- becky g. & natti natasha - sin pijama - kumbia remix كلمات أغنية
- christos pazis - δεν παλεύεται (den palevetai) كلمات أغنية
- luke de-sciscio - breathing stone (clean) كلمات أغنية
- born of osiris - bow down (2017 version) كلمات أغنية
- gabe furtado - let you go كلمات أغنية
- b!ni feat. choilb - [luvsong] كلمات أغنية
- lisichkin & 4упuk - тре кза 6 минут (track in 6 min) كلمات أغنية
- tim knol - hit the ground running كلمات أغنية